Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Photos

Zafy Albert. Fahatongavana tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena – SARY

Alahady 15 oktobra 2017, Lapan’ny Fanantanjahantena sy ny Kolontsaina, Mahamasina: Ny fahatongavan’ny razan’ny Profesora Zafy Albert, Filoham-pirenena malagasy teo aloha (1993-1996).  Izy no Filoha voalohan’ny Repoblika malagasy faha-3, nialoha an-dry Didier Ratsiraka sy Marc Ravalomanana. Ny adidy, Tompoko, amina lafiny maro, dia tsy an’olon-dratsy. Marihina fa sary avy any amin’ny namana ao amin’ny sobikamada.com ireto manaraka ireto. Isaorana ry zareo amin’izany adidy iombonana ho an’ny Tantaram-pirenena izany. Satria tokoa ny mpitondran’ity repoblika faha-4 ity dia minia mamafy izany Tantara izany. Jeannot Ramambazafy

Articles similaires