Communauté Malagasy
Liliane Rahantasoa Ratsivalaka. Vidéo tao am-piangonana sy fisaorana
Mandrapahavita ireo sary nalaina tao Analakely dia io ambony io ny vidéo mirakitra ny veloma farany tao amin’ny Trinité Masina Avaratranjoma ary ny fisaoran’ny fianakavian’i Liliane Rahantsoa Ratsivalaka.
