Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
A la une

Andry Rajoelina. «Par Amour de la Patrie», autobiographie sincèrement véridique

TSINDRIO ETO AZA FADY

Ry mpiray Tanindrazana,

Ampifaliana no ilazako amintsika ny fivoahan’ny boky mirakitra ny tantaram-piainako izay mitondra ny lohateny hoe: « Par Amour de La Patrie » (noho ny fitiavana ny Tanindrazana).

Ity boky dia entina hanazavana misimisy kokoa ny tantarako teo amin’ny sehatry ny politika ary mba ahafantarana bebe kokoa ny fivoaran’ny politika Malagasy tao anatin’ny dimy amby folo taona farany.


Ao anatin’ny andinindalana, dia mitantara ny tantaran’ny lehilahy iray izay nitraka hatrany mba hanorina vina ary hanatratra ny fahataran’ny fandrosoan’i Madagasikara na teo aza ny ady sarotra, ny sakantsakana, ny famadihana natao azy.

Ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana dia fanehoana fitiavan-tanindrazana, adidy fahatsiarovana ho an’ny firenena iray manontolo.

« Masina ny Tanindrazana »

Andry Rajoelina

——-

Mes chers compatriotes,

Je suis fier de vous annoncer la sortie de mon livre autobiographique intitulé « Par Amour de La Patrie ».

Ce livre est l’occasion de mettre en lumière les faits historiques de mon combat politique et de mieux comprendre l’évolution de la politique Malagasy de ces quinze dernières années.


Au travers de ces lignes, je vous livre le récit d’un homme qui, malgré les embûches, les obstacles et les trahisons, a su se relever pour bâtir une vision et rattraper le retard de développement de Madagascar.

Rétablir la vérité est un acte patriotique, un devoir de mémoire envers la Nation toute entière.

« Masina ny Tanindrazana »

Andry Rajoelina


Articles similaires