Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Photos

Andry sy Mialy Rajoelina faradoboka. Feno fitiavana sy Filaminana ny Coliseum

VIDÉO : TSINDRIO ETO

VIDÉO FAHAROA ETO

Sabotsy 3 Novambra 2018, Antsonjombe. Nofenoin’ny mponina eto Antananarivo -avy amin’ny lafi-valon’ny Nosy- Fitiavana sy Fifaliana ny Coliseum, nandraisany ny Kandida lahara faha-13 sy Ramatoa vadiny. Tsy nosandaina vola aman-karena izany fahatongavan izany satria ny fitiavana mahazaka maniraka ihany koa. Santionany fotsiny ireto sary manaraka ireto (mbola hisy vidéos hafa) ka maro ireo olona tsy fantatra, satria ireo no tena tompon’ny fahefana, ireo no andriamanjaka, ireo no masi-mandidy ka haneho izany fahefany izany ny Alarobia 2018.

Aza adino mandrakariva: aza ariana ny zonao ary aza sandaina ny adidinao ary ny mpanenjika sy mpanatsatso « toujours ao afara ao ». Tsy afaka hisongona anao mihitsy mandrapahafaty.

Vidéo sy Sary : Jeannot Ramambazafy

Articles similaires