Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Communauté Malagasy

Sendikan’ny Polisy nationaly. Tolona mbola hitohy ao amin’ny CR Ankaraobato

Andriamatoa Alphonse, Sekretera Jeneralin’ny SEFPONAM

NY FIVORIANA NIKASAINA ATAO AO AMIN’NY FIP ANTANIMORA DIA NAHEMOTRA HO AMIN’NY 02 FEBROARY 2019 AO AMIN’NY COMMUNE RURALE ANKARAOBATO. TSY MIOVA NY FANDAHARAM-POTOANA

Io lohateny io no mahafehy ny fivoriana natao ny 12 Janoary 2019 lasa teo teny amin’ny Paositry ny Polisy ao Ankaraobato, izay notarihin’Andriamatoa Alphonse, Sekretera Jeneralin’ny SEFPONAM.


Ka rehefa samy nifampiarahaba tratr’ity taom-baovao 2019 ity ny rehetra dia raikitra fa hisy Fivoriam-be hotontosaina ao amin’ny FIP Antanimora, ny 23 Janoary 2019 manombokoa amin’ny 9 ora maraina.


Sary: Harilala Randrianarison

www.madagate.org

Articles similaires