Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Photos

MPANJAKAVAVY ELISABETH II. LONDON, 14 SEPTAMBRA 2022. BUCKINGHAM PALACE – WESTMINSTER HALL. SARY FIZARANA VOALOHANY

Tamin’ny 14:22, ora any an-toerana, ny niainga avy tao amin’ny Lapan’i Buckingham, toerana fonenany, ny nofo mangatsiakan’ny Mpanjakavavy Elizabeth II.

Ny toerana naleha dia Westminster Hall ka natao tao ambony kalesy mitondra tafondro tarihina saovaly ny “Coffin” (vatam-paty), ary narahin’ny zanaky ny Mpanjakavavy efatra, an-tongotra, notarihin’ny Mpanjaka Charles III. Naharitra adiny iray ora latsaka ny “procession” satria tamin’ny 15:00 no tonga tao Westminster Hall ny cortezy.

Sary nalaiko ho an’ny Madagate tamin’ny alalan’ny BBC News izay isaorana manokana eto.

Nisy fotoam-pivavahana fohy teny an-toerana.

Soratra sy Sary : Jeannot RAMAMBAZAFY

+ + + + + + +

Articles similaires