Photos
Mahamasina, 26 Jona 2024. SARY 1 tamin’ny matso lehibe nankalazana ny faha-64 taonan’ny niveranan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara

TRÈS GRAND FORMAT ICI
REPORTAGE : Jeannot Ramambazafy – Andry Rakotonirainy


















« Ry Foloalindahy,
Ianareo no tandroka aron’ny vozona, miaro ny vahoaka sy ny fananany.
Aro sy rakotry ny tany.
Mampanjaka ny fandriampahalemana,
Miaro ny fiandrianampirenena.
Mitaky fanoloran-tena sy fitiavan-tanindrazana
izany.
Andro lehibe izao atrehintsika izao, heni-boninahitra ny firenena
tamin’ny matso lehibe nataonareo am-pahamendrehana ».
Andry RAJOELINA
Filoham-pirenenan’i Madagasikara
* * * * * *

TRÈS GRAND FORMAT ICI

lzy no nitarika sy nandrindra ny matso























