]
Les quotidiens du 24 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Madagascar. Le journaliste Tiana Rakoto, de “Inona no Vaovao”, agressé chez lui

Madagascar. Le journaliste Tiana Rakoto, de “Inona no Vaovao”, agressé chez lui

Article du quotidien "La Vérité" ICI

A un certain moment, le métier de journaliste s’avère très dangereux. Est-ce l’effet du hasard ou une coïncidence? Au lendemain de la parution de mon article en malgache sur la TNT publié, ici sur madagate (ICI), et repris à la “Une” du quotidien “Inona no Vaovao” par notre confrère Tiana Rakoto, celui-ci s’est fait agresser dans la nuit du 17 au 18 mars 2016 à son domicile.

Cette nuit-là, vers 23h, quatre individus ont pénétré dans sa maison, après avoir sauté au-dessus du mur d’enceinte. Visage découvert, ils étaient armés d’une grande pince pouvant couper un fer rond de 8, des sabres et des lampes de poche. La pince avait servi à casser le verrou de la porte d’entrée. Ils ont ensuite menacé de leurs sabres son fils et son épouse si on ne leur donnait pas illico les téléphones, l’argent et les bijoux en or. Ils voulaient même couper le doigt de son épouse si elle ne leur donnait pas son alliance en or. Objets volés, selon la plainte déposée au Commissariat de police du 8ème arrondissement d’Antananarivo:

- Argent en espèces: 1 200 000 Ariary (6 000 000 Fmg);

- Trois (03) téléphones don’t voici les numéros et les caractéristiques: 0340947865; 0333741000; 0332481883; Marques: Medion, Alcatel clapet carré, Sony Xperia;

- Un téléviseur Lcd marque SHARP C-32LE350M ;

- Un ordinateur à écran Plat ;

- Bijoux en or: deux bagues;

- Bijoux en argent: deux bagues;

- Une paire de chaussure de sport de marque Nike, pointure 40;

- Un jeu playStation.

L’enquête est en cours. Pour ma part, cet article sert de plainte de réserve. De toute façon, je suis en possession de la photo -mise en lieu sûr- de la personne qui était venue au desk de “Inona no Vaovao”, et qui a “intimidé” Tiana Rakoto, le lendemain de la parution de mon article dans ce quotidien entièrement rédigé en malgache. Mais à présent, dites-vous bien une chose: à Madagascar, cela n'arrive plus jamais qu'aux autres. Même notre autre confrère, Jean-Louis Rafidy (Jocelyn Rafidinarivo), s'est fait dépouillé, l'autre jour, en pleine rue et dans son propre quartier à Amparibe...

Jeannot Ramambazafy – 18 mars 2016

**************************

Madagasikara. Ny nanafika ny mpanao gazety Tiana Rakoto (Inona no Vaovao)


Ambatomainty, faha -18 Marsa 2016

Ho an’Andriamatoa Kaomiseran’ny Polisy ato amin’ny Boriboritany faha-08

Ampandalovina amin’ny Sefo Fokontany

Ambatomainty- Boriboritany faha-05

Antony: Fitarainana noho ny fanafihan-jiolahy sy zavatra very tato an-tokantranoko

Voninahitra ho ahy Rakotondratsimba Tiarison Aimé, karapanondrom-pirenena laharana faha: 313011006324, nomena tamin’ny 30 jolay 1992 tany Ambatondrazaka, mpanao gazety, mipetraka ato amin’ny Lot II B 101 E  ato amin’ny fokontany Ambatomainty – Boriboritany faha-5, no manao izao fitarainana aminareo Kaomiseran’ny Boriboritany faha-8 sy ny fokontany eto Ambatomainty noho ny fanafihan-jiolahy nihatra tamiko sy ny vady aman-janako. Ny alin’ny alakamisy 17 hifoha 18 Marsa no nisehoan’izany, nanodidina tamin’ny 11 ora alina.

Jiolahy miisa efatra no tafiditra tato an-trano. Teo amin’ny varavarambe izy ireo no niditra rehefa avy nihanika ny tamboho. Pince coupante lehibe mahatapaka ireny vy “fer 8” ireny no hitanay tazana teny amin’izy ireo miaraka amin’ny sabatra ary “lampe de poche”. Io pince coupante lehibe io no nanapitsohan’izy ireo ny varavarana. Norahonany hotsindromina amin’ny sabatra ny zanako sy ny vadiko raha tsy manome ny telefaonina sy ny vola ary ny volamena. Ny rantsan-tanan’ny vadiko no nokasain’izy ireo hotapahana raha tsy manome ilay peratra.

Lasan’ireo jiolahy tamin’izany ny:

- Vola 1 200 000 Ariary (6 000 000 Fmg);

- Telefaonina miisa 03 (telo). Misy ireto nomerao ireto : 0340947865; 0333741000; 0332481883; Marque: Medion, Alcatel clapet carré, Sony Xperia;

- Télévision Lcd marque SHARP C-32LE350M ;

- Ordinateur écran Plat ;

- Firavaka volamena : peratra miisa roa sy peratra volafotsy miisa 02 ;

- Kiraro Tennis Nike pointure 40;

- Jeu playStation;

Ireo aloha ny zavatra tena hita maso lasan’izy ireo. Tsy nisy naratra na aina nafoy.

Tsy misaron-tava ireo jiolahy miisa 04 tafiditra tato an-tranoko ireo. Mbola nisy jiolahy hafa tany an-tokotany tsy niditra tao an-trano. Polisy miisa roalahy avy aty amin’ny Kaomisaria ny Boriboritany faha-8 no tonga tato an-tranoko rehefa nalain’ny mpiara-miasa amiko tamin’ny fiaran’ny orinasa izay iasako. Nanadihady ny zava-niseho sy ny zavatra very no azon’izy ireo natao satria efa tamin’ny 1 ora latsaka fahefany maraina (00h45) izy ireo vao tonga.

Ataoko izao fitarainana izao entina hanenjehana ireo jiolahy ireo sy hitadiavana ireo entana very ireo. Raiso Andriamatoa Kaomisera ny haja ambony atolotro anao.

Rakotondratsimba Tiarison Aimé (Tiana Rakoto –gazety “Inona no Vaovao”)

Mis à jour ( Samedi, 19 Mars 2016 10:20 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...

 

RAMANAMBITANA Richard Barjohn. Ny Ferapara fodiany mandry, ny 12 Septambra 2024