]
Les quotidiens du 03 May 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Madagascar, Conseil de Réconciliation Malagasy: noms des "sélectionnés"

Madagascar, Conseil de Réconciliation Malagasy: noms des "sélectionnés"

Ce n'est pas Martin Luther King mais le Professeur Victor Manantsoa, ministre malgache des Relations avec les Institutions

==============================================

FANAIRANA SY FITAKIANA
Alakamisy 04 Oktobra 2012,

Siège de l’UNMDH  VA 26 E Tsiadana Ambohipo – 11 ora 30mn

Miroso hatrany ny fananganana ireo rafitra voalazan’ny Tondrozotra isan’izany ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy-FFM (Andininy faha 25 tondrozotra). Betsaka ny ezaka efa vita izay isaorana ireo komity mpanomana tsy nandry andro tsy nandry alina.

Tsiahivina anefa fa efa nisy ny fanairana nataon’ny Vondrona Nasionaly Malagasy Miaro ny Zo maha-Olona (UNMDH) mba ho fanampiana sy ho fanatsarana ity rafitra ity;tao ireo izay nekena sy narahina isan’izany ny fanalavana ny fe-potoana ahazoana mandrotsaka ny atontataratasy filatsahan-kofidina,tao kosa ireo izay notsinotsinoavina toy ny tsy fangaraharahana teo amin’ny fananganana ny komity mpisivana sy ny fifangaroana andraikitra hita eo amin’ny mpanomana sy ny kandida sasany ary ny tokony handanjana ny  isan’ny vavy sy ny lahy izay miteraka resabe ankehitriny.

Tsara marihina anefa fa rafitra hampihavana ity rafitra iray ity ka mila Raiamandreny to-teny mahasolo ny faritra izay nihaviany,mandala ny fampiraisana,ary manana toe-tsaina tsy tia mitanila.

Ny zavatra tsapa anefa amin’izao fotoana izao dia;

· Ireo komity mpanomana ihany no nifantina ireo komity mpisivana,izy ireo ihany koa no lasa nandrafitra ity Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy-FFM ity;

·Tsy mitovy lanja ny isan’ny lahy sy ny vavy ao amin’io rafitra FFM io;

·Ao ireo Raiamandreny na Olobe manana ny maha izy azy notsongaina ihany amin’ny faritra sasany fa ao kosa ireo izay nodiana tsy hita tanteraka;

·Misy ny olona voatendry mba mpiavy amin’ny faritra isoloany tena fa ao ihany koa ireo izay tsy fantam-piavina ,tsikaritra koa ny fisian’ireo izay efa tena reraka be ka mampanahy ny amin’ny fahasalamany eo amin’ny andraikitra ankinina aminy.

NOHO IZANY TSY AFAKA HIKOMBOM-BAVA NY UNMDH na ny Vondrona Nasionaly Miaro ny Zo maha-Olona ka manao izao fitakiana izao;

·Mangataka amim-panajana ny Raiamandreny avy ao amin’ny FFKM tsy hiraviravy tanana amin’izao toe-javatra izao (Andininy faha 28 tondrozotra);

·Mitaky ny fandraisan’andraikitra feno avy amin’ny mpitondra fanjakana amin’ny fanatsarana izao rafitra izao;

·Mitaky ny fandraisan’andraikitry ny KOMITY IRAISAM-PIRENENA sy ny SADEC mba handray andraikitra manandrify azy araka ny voalazan’ny tondrozotra (Andininy faha 36 sy 44 tondrozotra).

Izao no atao mba ijoroan’ny rafitra to-teny,tsy mitanila, mandala ny fihavanana, ary manana ny maha izy azy.

NY BIRAO NASIONALY UNMDH

==============================================

Communique de presse du MRI, en date  du 1er octobre 2012

Le comité de Sélection des membres du Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM ou Conseil de Réconciliation Malagasy) vient de publier, en toute indépendance, la liste des noms des 44 personnalités choisies par ses soins.

La désignation officielle des membres du FFM est du ressort du gouvernement qui adoptera, en conseil des ministres, un décret de nomination à cet effet. Et ce, conformément à l’article 8, alinéa 2 de la loi N°2012-010 du 30 juillet 2012 portant sur le Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy.

Dans ce cadre, il incombe cependant auparavant au gouvernement de procéder à des vérifications administratives et techniques des procédures et processus de sélection fin de statuer sur le respect ou non des critères de représentation de genre, de moralité, d’intégrité, sur le sens de la justice et sur la capacité à transcender les clivages de toute nature des personnalités choisies.

Le Ministère des Relations avec les Institutions, en tant que facilitateur et représentant du gouvernement, et dans son rôle de mise en cohérence des actions institutionnelles, a la tâche de veiller scrupuleusement à la conformité et à la cohérence de tout acte entrepris dans le cadre de l’apaisement et de la réconciliation nationale.

A cet effet justement, une demande sous forme de lettre officielle a été envoyée par le MRI au Président du Comité de Sélection des membres du FFM et au Président du Comité de Suivi et de Contrôle de l’application de la feuille de route. Une copie est adressée à SEM le Président de la Transition et à Monsieur le Premier ministre, Chef du Gouvernement, à titre de compte rendu.

La réconciliation nationale, faut-il le souligner, est l’un des grands enjeux de la feuille de route. Elle est d’une importance capitale pour l’avenir de Madagascar. L’objectif est de créer un climat apaisé favorable aux élections libres, transparentes et crédibles.

Le Ministre des Relations avec les Institutions

Le Pr Victor Manantsoa

Antananarivo le 1er Octobre 2012

En fait ce sont plutôt 48 noms qui figurent sur la liste de cette sélection. La voici par région (il y en a 22) :

REGION ALAOTRA MANGORO

Razanakahiramanana Irène Claire Lydia

Ratsimisetra Andriamanantena

François Richard J.

REGION AMORON’I MANIA

Ramarolahy Albert

Razafimaharo Benjamin

REGION ANALAMANGA

Ramino Paul Abraham

Razafindramanitra Nestor

REGION ANALANJIROFO

Malo Benoît

Issouf François

REGION ANDROY

Mara Edouard Remanevy

Jean Noël Henri

REGION ANOSY

Soavandrainy Rabodonirina Pierrette

Mahafeno Edouard

REGION SUD OUEST (Atsimo Andrefana)

Razafitombo Léon Evariste

Booz Godefroy Aimé

REGION SUD EST (Atsimo Atsinanana)

Gabriel

Ravanomanantsoa Léonce

Franklin

REGION EST (Atsinanana)

Ratsara Laurent

Félicie Marie Gisèle

REGION BETSIBOKA

Ramaroseheno Némèse

Ralalanirina Marguerite Gallot

REGION BOENY

Kidja Marie Francine

Soudjay Bachir Adehame

REGION BONGOLAVA

Mampisanjy Michel

Rakotonirina Fanomezantsoa

Andriatsimiala

REGION DIANA

Imbe Jacob

Oustaz Boina Idi Madi M’ze

REGION IHOROMBE

Rakotomamonjy André

Razafindremaka Emile Thomas

REGION ITASY

Razafimbelo Andriamanana Gaston

Ranomenjanahary Manjatosoa

Violette

REGION HAUTE MAHATSIATRA

Raherisoanjato Daniel

Ratongavao Charles Raymond

REGION MELAKY

Jailany Salim

Rajafetra Jaona Andrianjafy

REGION MENABE

Rabotoson Modeste

Kamamy Magloire

REGION SAVA

Sida Zarazafy

Totobesola Jean-Pierre

REGION SOFIA

Sajy Pierre

Ra-Pierre

REGION VAKINANKARATRA

Randriamampionona Lalao Florence

Ratsima Ravaovololona Renée

REGION VATOVAVY FITOVINANY

Maharotsa France

Rakotomalala Antoine Roger

Mis à jour ( Jeudi, 04 Octobre 2012 14:10 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay…

 

«La Passion du Christ». Concert de Pâques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 à 15 heures en la Cathédrale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de Pâques, les enfants du Centre -des adolescents à présent!-, s’entraÃ...

 

Président Andry Rajoelina 2024. Firarian-tsoa sy Faniriana – Vœux et Souhaits

 

Antananarivo. VIDEO DU CONCERT de l'Orchestre de l'Orphelinat Saint Paul. Concert de Noël du 17.12.2023

 

Antananarivo HWPL. 2è Édition de la Symphonie de la Paix avec l'Orchestre de l’Orphelinat Saint Paul

 

Andry Rajoelina Filoham-pirenena. Didim-pitsarana laharana faha 08-HCC/AR tamin’ny 1 desambra 2023 anambaràna ny vokatra ofisialin’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika

 

Wednesday Morning Group Madagascar. Le Bazar de Noël de son 60è Anniversaire

Qu'est-ce que le Wednesday Morning Group ? Le Wednesday Morning Group (WMG) a été créé en 1963 par un group...

 

Rasolonjatovo Honoré. Solombavambahoaka nandao antsika teo amin’ny faha-66 taonany

 

Madagascar. Élection présidentielle du 16 novembre 2023. Mme Christine Razanamahasoa piétine l'article 5 de la Constitution, stipulant, entre autres que "la Souveraineté appartient au peuple" et non à sa plateforme de bras cassés politiques

 

FILOHA ANDRY RAJOELINA, 2019-2023. FANTARO NY ZAVA-BITANY MARO LAVITRY NY LAINGA SY NY TSAHO