ANDRIAMBOAVONJY Hanitriniaina Ravaomalala
Filohan'ny Foibem-pirenen'ny FI.MPI.MA.
Fikambanan'ny Mpikabary eto Madagasikara
========================
Ramatoa Elia RAVELOMANANTSOA
MINISITRY NY KOLONTSAINA SY NY VAKOKA
FILOHA LEFITRY NY VAOMIERAM-PIRENENA MALAGASY MOMBA NY UNESCO
dia manasa anao handray anjara aminâny atrikâasa hamaritana ny
âTANDRO HASINâNY MPIKABARYâ
ho fanamarihana NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO ANâNY TENIN- DRENY
sy fanombohana ny fankalazana ny faha 600 TAONANâNY KABARY
Izay hatao ao aminâny Carlton Anosy ny Alakamisy 21 Febroary 2013
FANDAHARAM-POTOANA
· 8 ora sy sasany : Fahatongavanâny mpandray anjara
· 9 ora: Fahatongavanâny olona nasaina
· 9 ora sy 30 mn : Lahateny ifandimbiasana sy fanokafana aminâny fomba ofisialy
· 10 ora â 12 ora : Atrikâasa fandinihina ny tandrohasina natolotry ny fikambanana isantokony
· 12 ora â 1 ora: Fiaraha-misakafo
· 1 ora â 2 ora sy 30 mn : Seho an-kabary
· 2 ora sy 30 mn â 3 ora sy 15 mn : fandrafetana sy fanaovan-tsonia ny TANDROHASINA IOMBONANA
· 3 ora sy 15 mn â 5 ora: Famelabelarana arahina adi-hevitra miompana aminâny loha-hevitra hoe :
âNy teny naraikitra ho soratraâ