Ny namana mpanao gazety Jean Paul Razafimahatratra
Teo aminy faha-60 taonany no nodimandry ny mpanao gazety tao amin'ny RNM (Radio nasionaly malagasy) ny 6 Novambra 2013. Tamin'ny taona 1982 izy no nanomboka nanao ity asa masina ity.
Video fampahafantarana azy sy fanomezam-boninahitra ary fahatsiarovana ho an'ireo tarany. Tao amin'ny âAgence ANTAâ etsy Ambohidahy izy no niasa, izy nidaosin'ny fahafatesana izao.
Izahay eto aminy gazety www.madagate.com dia maneho ny fiaraha-miory aminâny fianakavianâi Jean Paul Razafimahatratra sy ny fianakaviambenâny mpanao gazety Malagasy manerana ny Nosy.
Jeannot Ramambazafy