]
Les quotidiens du 18 Dec 2017
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Fernand Cello. Misaotra ny rehetra tsy an-kanavaka ity mpanao gazety nofonjaina ity

Fernand Cello. Misaotra ny rehetra tsy an-kanavaka ity mpanao gazety nofonjaina ity

Miarahaba ny vahoaka Malagasy rehetra, ary miarahaba ny vahoaka ao ilakaka. Ambarako eto fa efa nivoaka ny fonja omaly (26 Septambra 2017) tokony tamin'ny dimy ora hariva ny tenako.

Misaotra ny fitsarana ao Ihosy, misaotra ny RSF (Reporters sans frontières), Amnisty International, ny mpanao gazety izay tena nanohana. Nosamborina teny amin'ny hopitaly ao Anosizato (Antananarivo) ny tenako, ny 6 May 2017 tokony tamin'ny valo ora sy sasany, tao anatin’ny tsy fahasalamana,

Nampidirina amponja ny 8 May 2017. Mafy ny làlana nizorako, ary mangidy. Tsy manana alahelo na amin'iza na amin'iza ny tenako. Mampanantena ny tenako fa tsy hiala amin'ny asan-gazety izay asa tiako, indrindra fa ny «investigation» izay asa sarotra eto Madagascar.

Tsy manana ambara firy fa misaotra ny Avo indrindra.

Fernand Cello

27 Septambra 2017

Mis Ă  jour ( Mercredi, 27 Septembre 2017 07:12 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Jeneraly Randrianazary. Ny Filazana Fodiany mandry

 

Pour lutter contre Lucifer, restons dans la Lumière

 

Madagasikara. Karatra mpanao gazety: ataovy any ny anareo!

 

Madagasikara. Ilontsera: ankatoky ny fifidianana, aza atao sorona ny vahoaka sy ny mpanao gazety

 

Ramambasoa Bodo. Nodimandry ny vady navelan’ny Mpitandrina Fjkm Ramambasoa Joseph

 

Madagascar. Inaptocratie ou faits accomplis du régime Hvm, qu’il a vraiment accompli

 

PNUD Madagascar élections 2018. Atelier pour la promotion du bannissement des comportements contraires à la loi, à l’éthique

 

Madagascar. Un pays en danger comme sa presse nationale

 

StarTimes Madagascar. L’année 2017 finit en cadeau!

 

Jeannot Ramambazafy: Compte Twitter