]
Les quotidiens du 04 May 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Georges Rakotondrasoava : Ankadivoribe Avatra - SARY 2

Georges Rakotondrasoava : Ankadivoribe Avatra - SARY 2

Alahady faha-23 Jona 2013. Dia tsara levenena tokoa ny havan-tsika ary henin-kaja tokoa isika mbola velona, ka dia misaotra ireo nanotrona tamboalohany ny fianakavian’i Georges Rakotondrasoa, mpanao gazety. Ho an’izay tsy afaka moa dia tsy misy tsiny mihitsy fa sarotra tokoa ny sady manao adidy no manatontosa andraikitra miaraka indray mandeha.


Tena ho an’ireo ankizy ireto tokoa ny antony nanaovako ity fahatsiraovana an-tsary ity

Ireto sary ireto dia atao fahatsiarovana ho an’ireo zafiafiny izay tena anisan’ny hanangana hoavy mamiratra ho an’i Madagasikara satria mino aho fa notezaina tao anatin’izany fitiavan-tanindrazana izany. Aza adino rankizy ny afatra napetraky ny Dadan’ny Dadabenareo. Ny ahy tsotra: mpanao gazety izy ary mbola mpanao gazety foana izy iny nandao antsika iny. Ka amin’ny maha mpanao gazety aho koa dia fianakaviako daholo ny fianakavian’ny mpanao gazety. Adidy ho azy ireo sy ho an’ny Tantaran’i Madagasikara mihitsy ireo sary ireo. Mbola ho avy koa ny videos mirakitra iny Alahady 23 Jona 2013 iny, niala ny Tranom-bokim-pirenena, nandalo tao amin’ny Fiangonana FKPM Ankasina Maritiora ao amin’ny 67ha, ary niafara tany amin’ny fasan-drazana tany Ankadivoribe Avaratra. Ity ny andian-tsary faharoa tany Ankadivoribe Avaratra sady mamarana koa ireo fahatsiarovana tsy manam-paharoa ireo. Ny Fitiavana, Tompoko, tsy sandaina vola raha mbola velon'aina ahy dia ho vavolombelon'ny Tantaram-pirenena hatrany, amin'ny alàlan'ny Teknolojia vaovao eo amin'ny lafiny sary sy horonan-tsary. Olom-pirenena i Georges Rakotondrasoava. Tsy azo adino velively izany anarana izany eo amin'ny sehatry ny fanaovan-gazety malagasy.

Jeannot Ramambazafy

**************************

MANDRIA AM-PIADANANA RY ILAY MAHERY FO

Mis à jour ( Vendredi, 28 Juin 2013 11:24 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay…

 

«La Passion du Christ». Concert de Pâques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 à 15 heures en la Cathédrale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de Pâques, les enfants du Centre -des adolescents à présent!-, s’entraÃ...

 

Président Andry Rajoelina 2024. Firarian-tsoa sy Faniriana – Vœux et Souhaits

 

Antananarivo. VIDEO DU CONCERT de l'Orchestre de l'Orphelinat Saint Paul. Concert de Noël du 17.12.2023

 

Antananarivo HWPL. 2è Édition de la Symphonie de la Paix avec l'Orchestre de l’Orphelinat Saint Paul

 

Andry Rajoelina Filoham-pirenena. Didim-pitsarana laharana faha 08-HCC/AR tamin’ny 1 desambra 2023 anambaràna ny vokatra ofisialin’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika

 

Wednesday Morning Group Madagascar. Le Bazar de Noël de son 60è Anniversaire

Qu'est-ce que le Wednesday Morning Group ? Le Wednesday Morning Group (WMG) a été créé en 1963 par un group...

 

Rasolonjatovo Honoré. Solombavambahoaka nandao antsika teo amin’ny faha-66 taonany

 

Madagascar. Élection présidentielle du 16 novembre 2023. Mme Christine Razanamahasoa piétine l'article 5 de la Constitution, stipulant, entre autres que "la Souveraineté appartient au peuple" et non à sa plateforme de bras cassés politiques

 

FILOHA ANDRY RAJOELINA, 2019-2023. FANTARO NY ZAVA-BITANY MARO LAVITRY NY LAINGA SY NY TSAHO