Zoma 20 Novambra 2026 · Vendredi 20 novembre 2026 Depuis 2004 · plus de 9 000 articles
● Dernière minute Antananarivo. International Education Expo Madagascar les 7 et 8 février 2026 — Madagasikara Tetezamita 2025-2027. Mila hajaina ny andininy 25/4-ny Sata afrikanina momba ny demokrasia, ny fifidianana ary ny fitantànana — Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026
Newsflash

Afrique du Sud. Plus de visa d’entrée pour les ressortissants malagasy

Air Madagascar dia mampahafantatra fa manomboka izao, ireo Malagasy rehetra manana pasipaoro diplomatika na pasipaoro tsotra dia tsy mila visa sy fahazoan-dalana intsony raha handeha ho an’ny Afrika Atsimo. Izany dia manan-kery 90 andro isan-taona.

 

Air Madagascar wishes to inform you that any Malagasy possessing a simple or diplomatic passport will no longer need to present a visa to travel to South Africa for a period of 90 days a year.

 

Air Madagascar tient à vous informer que tout Malagasy possédant un passeport simple ou diplomatique n’aura plus besoin de présenter un visa pour voyager en Afrique du Sud pour une période de 90 jours par an.

 

Fanazavana fanampiny

More details

Pour plus de détails

Ambassade d’Afrique du Sud

Lot Ivo 68 Bis, Ankorondrano Antananarivo

Phone : 020 22 494 82

Articles similaires