]
Les quotidiens du 22 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Déclaration Madagascar présidentielle 2013, 2è tour: Réunion des observateurs des MOE internationales

Madagascar présidentielle 2013, 2è tour: Réunion des observateurs des MOE internationales

Maria Muñiz de Urquiza, de face

Programme de la Chef Observatrice de la MOE UE, Maria Muniz de Urquiza,

Journée électorale du 20 décembre 2013

06h00    Lycée Technique Alarobia (Ivandry, Antananarivo)

Maria Muniz de Urquiza observera l’ouverture du bureau de vote.

11h00 Lycée Moderne Ampefiloha (Ampefiloha, Antananarivo)

Sur la base des premières remontées d’information des observateurs de l’Union européenne, Maria Muniz de Urquiza fera une première déclaration à la presse.

Départ pour Mahajanga

13h15 Lycée technique professionnel (Mangarivotra, Mahajanga I)

Maria Muniz de Urquiza observera les opérations de vote et fera un commentaire à la presse.

13h45 Ecole Normale (Morafeno, Mahajanga I)

Maria Muniz de Urquiza observera les opérations de vote

Retour à Antananarivo

17h00 Lycée Andohalo (Ambatovinaky, Antananarivo)

Maria Muniz de Urquiza observera la clôture du bureau de vote.

 

Fandaharam-potoanan’i Maria Muniz de Urquiza, Lehiben’ny mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny Vondrona Eoropeana, ny tontolo andron’ny 20 Desambra 2013

06h00 Lycée technique Alarobia (Ivandry, Antananarivo)

Manatrika ny fisokafan’ny birao fandatsaham-bato i Maria Muniz de Urquiza. (Sary ho an’ny mpanao gazety)

11h00  Lycée Rabearivelo (Analakely, Antananarivo)

Mitafa amin’ny mpampahalala vaovao i Maria Muniz de Urquiza araka ny angom-baovao vonjimaika ampitain’ny mpanara-maso eoropeana mielim-patrana any amin’ny Faritra.

11h30 FIAINGANA MAMONJY NY SERANAMPIARAMANIDINA

Fiaingana ho any Mahajanga

13h15 Lycée technique professionnel (Mangarivotra, Mahajanga I) – mpanao gazety

Manatrika ny fizotry ny latsabato i Maria Muniz de Urquiza avy eo mitafa amin’ny mpanao gazety.

13h40 Ecole normale (Morafeno, Mahajanga I)

Manatrika ny fizotry ny latsabato i Maria Muniz de Urquiza. (Sary ho an’ny mpanao gazety)

14h05 EPP Amborovy (Amborovy, Mahajanga I)

Manatrika ny fizotry ny latsabato i Maria Muniz de Urquiza.

Fiverenana eto Antananarivo

17h00 Lycée Andohalo (Ambatovinaky, Antananarivo)

Manatrika ny fizotry ny fiafaran’ny latsabato sy ny fikatonan’ny birao fandatsaham-bato i Maria Muniz de Urquiza.


COMMUNIQUE DE PRESSE

Déclaration de Maria Muñiz de Urquiza à l’issue de la réunion des Missions d’observation électorale internationales

Antananarivo, le 17 décembre 2013 – A l’issue d’une rencontre, ce matin, avec les Missions d’observation internationales présentes à Madagascar et Joaquim Chissano, le médiateur de la SADC, Maria Muñiz de Urquiza, Chef observatrice de la Mission de l’Union européenne, a déclaré : « La MOE UE est attachée au respect de la Feuille de route. Il appartient au médiateur de la SADC ainsi qu’aux autorités nationales concernées de faciliter un accord par consensus entre les forces politiques signataires de la Feuille de route pour une éventuelle interprétation de son contenu ».


Maria Muñiz de Urquiza a ajouté : « La Mission de l’UE espère que les citoyens malgaches se déplaceront en grand nombre et dans le calme pour voter vendredi, afin de permettre un retour à l’ordre constitutionnel à Madagascar ».

Invitée par le gouvernement de transition d’union nationale, la MOE UE comptera quelque 123 observateurs à Madagascar le jour du scrutin. La Mission observe le processus électoral dans son ensemble. Une équipe cadre, composée de plusieurs experts traitant des aspects électoraux politiques, juridiques, et des médias, est basée à Madagascar depuis le 25 septembre.

La Mission présentera 48 heures après les élections une évaluation préliminaire du processus en cours. Un à deux mois après les résultats définitifs, la Chef observatrice rendra public un rapport détaillé contenant une série de recommandations concrètes destinées aux futurs scrutins.

FAMPITAM-BAOVAO

Fanambaran’i Marie Muñiz de Urquiza taorian’ny fivoriana niarahana tamin’ireoIraka mpanara- maso ny fifidianana iraisam-pirenena


Joachim Chissano, eo amin'ny ankavia indrindra

Antananarivo, faha-17 Desambra 2013 – Manao izao fanambarana izao i Maria Muñiz de Urquiza, Lehiben’ny Iraka mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny Vondrona Eoropeana (MOE UE), taorian’ny fihaonana tamin’ireo Iraka mpanara-maso iraisam-pirenena eto Madagasikara niaraka tamin’ny Mpanelanelan’ny Vondrona SADC, Joachim Chissano, androany maraina : « Ny Iraka MOE UE dia mitandro fatratra ny fanajana ny tondrozotra. Andraikitry ny Mpanelanelan’ny SADC mbamin’ny manam-pahefana malagasy tandrify izany ny mikaroka ny marimaritra iraisana eo amin’ireo hery politika nanao sonia ny tondrozotra mikasika ny fandikana ny hevitra raiketiny ».

 


« Antenain’ny Iraky ny Vondrona Eoropeana fa hirodorodo hanefa ny adidiny am-pilaminana ny olompirenena malagasy ny Zoma izao mba hiverenan’ny rafitra araka ny Lalamparenana indray », hoy i Maria Muñiz de Urquiza nanampy ny teniny.

Amin’ny andron’ny fifidianana dia miisa 123 ny mpanara-maso ny fifidianana mielim-patrana manerana an’i Madagasikara avy amin’ny MOE UE, izay nahazo fanasana avy amin’ny Governemantan’ny firaisankinam-pirenena. Manara-maso ny fanomanana sy ny fizotry ny fifidianana manontolo ny Iraka MOE UE. Mitoetra sy miasa eto Madagasikara nanomboka ny 25 Septambra teo ny ekipa mpiandraikitra voalohany izay ahitana mpanam-pahaizana manokana amin’ny sehatra toy ny fifidianana, ny politika, ny lalàna ary ny fampahalalam-baovao.

Ampahafantarin’ny Iraka MOE UE roa andro aorian’ny andron’ny latsabato ny tombana savaranonando mikasika ny fizotry ny fifidianana. Iray na roa volana aorian’ny fivoahan’ny vokatra ofisialy, dia hampahafantarin’ny Lehiben’ny mpanara-maso ny olon-drehetra ny tatitra vita antsipiriany izay mirakitra andian-toromarika mifanaraka amin’ny zava-misy ho fiatrehana ny karazam-pifidianana mbola ho avy rehetra.

 

********************************

C'est le matin de ce même mardi 17 décembre 2013 que les observateurs de la MOE-UE ont quitté Antananarivo pour aller se déployer dans les régions.


Ny maraim-ben'io Talata 17 Desambra 2013 io ihany no niala teto Antananarivo ireo mpanara-mason'ny MOE-UE, hiazo ny faritra hanarahiny maso ny fifidianana.

Peggy CORLIN

Attachée de presse

MOE UE Madagascar 2013

Mis à jour ( Jeudi, 19 Décembre 2013 06:52 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...

 

RAMANAMBITANA Richard Barjohn. Ny Ferapara fodiany mandry, ny 12 Septambra 2024

 

Beijing. Intervention du Président Andry Rajoelina, lors de la Table ronde sur le Développement économique Madagascar-Chine 2024