]
Les quotidiens du 22 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Déclaration Antananarivo. Hausse de 6 milliards du budget 2014 de la Commune urbaine

Antananarivo. Hausse de 6 milliards du budget 2014 de la Commune urbaine

L'hôtel de Ville d'Antananarivo, incendié en 1972, a été entièrement reconstruit grâce à la volonté du Maire, Andry Rajoelina, 38 ans plus tard. Voilà ce que retiendra l'Histoire. Le reste n'est mensonges et jalousie morbide

COMMUNE URBAINE D’ANTANANARIVO

*** **

DELEGATION SPECIALE

*** ***

CABINET

*** ***

DIRECTION DE COMMUNICATION

N°014-CUA/DS/CAB/DIRCOMM.14

Antananarivo, le 08 Janvier 2014

Communiqué de presse

Budget 2014 de la CUA

Une hausse de 6 milliards d’ariary par rapport à l’année 2013

La fermeture officielle de la session ordinaire du Conseil Municipal consacrée en particulier à l’étude du budget 2014 s’est déroulée le mercredi 08 Janvier 2014 à l’Hémicycle de l’Hôtel de Ville (HDV), dirigée par le Président du Conseil Municipal (PCM), Ranaivoarimanga Sahoby, en présence du Vice-Président de la Délégation Spéciale de la Ville d’Antananarivo (CUA), Rasamimanana Olga avec son staff et les membres du Conseil Municipal (CM).

Ce conseil a donc avalisé le budget 2014 de la CUA d’un montant de plus de trente trois milliards ariary (33.994.734.180 ariary) après la proposition et le changement de l’organigramme interne de la CUA. Une décision qui a été prise en 15 jours de réunion avec les membres du conseil municipal. Selon le Directeur des Affaires Financières (DAF-CUA), Rasoanaivo Mamy, « Ce budget 2014 a connu une hausse de 6 milliards d’ariary par rapport à l’année 2013 ». A cet effet, 6 milliards 300 millions d’ariary seront destinés à l’investissement, 14 milliards pour le fonctionnement et 14 milliards d’ariary réservés au solde. Les investissements 2014 concernent des travaux de réhabilitation et de réparation des casernes des sapeurs pompiers, des Écoles Primaires Publiques de la capitale, la réparation des routes et des bâtiments administratifs de la CUA ainsi que les éclairages publics. Pour la gestion des ordures dans la capitale,

Rasoanaivo Mamy a souligné que la CUA fera plus d’efforts cette année grâce à ce budget afin d’éviter le problème de ramassage des ordures et sa propagation en période de pluie.

*

* * *

Teti- bola 2014 ho an’ny Fiadidin’ny Tanànan’Antananarivo

Fisondrotana 6 miliara ariary raha mihoatran’ny tamin’ny taon-dasa

Nifarana androany Alarobia 8 Janoary 2014 ny “Session ordinaire” niarahan’ireo Mpanolo- tsainan’ny Tanànan’Antananarivo sy ireo mpiandraikitra eo anivon’ity andrim-panjakana iray ity. Tapaka nandritra ny fivoriana izay nataon’ izy ireo ary fa neken’ireo Mpanolo-tsaina ireo ny teti-bola ho ampiasaina mandritra ity taona 2014 ity izay mifanandrify amin’ny fiovan’ny rafim-pitondrana sy ny fangatahana nataon’ireo mpitantana eo anivon’ny Tanànan’Antananarivo.

33 miliara ariary izany teti-bola izany izay mitsinjara toy izao : 6 miliara ariary atokona ho fananganana foto-drafitrasa, 14 miliara ariary ho an’ny fampandehanan-draharaha eto anivon’ny Tanànan’Antananarivo ary 14 miliara ariary natokana ho an’ny mpiasa na karama.

Asa maro moa no miandry ny Fiadidianan’ny Tanànan’Antananarivo amin’izany famatsiam-bola izany : ny fananganana sy fanavaozana ireo tranon’ny mpamonjy voina eto anivon’ny Tanànan’Antananarivo, ny fanamboarana ireo Sekoly fanabeazana fototra (EPP), ny fanatsarana ireo lalana sy arabe izay misy fahasimbana ary koa ny fanavaozana ireo fitaovana fampiasan’ny Fiadidianan’ny Tanànan’ Antananarivo.

Mahakasika manokana ny resaka fandroafana ny fako kosa dia nanamafy ny Tale misahana ny fandrindrana ny vola eto anivon’ ny Fiadidianan’ny Tanànan’Antananarivo fa hanao ezaka manokana ny Tanàna amin’ity taona 2014 mba ialana amin’ny tsy fahavitan’ny asa fandraofana ny fako sy ny fiparitahan’izany eran’ny Tanàna.


RAHAGA Jean Luc

Directeur de la Communication

Ville d'Antananarivo

*****************************************************************

COMMUNE URBAINE

D’ANTANANARIVO

*** ***

DELEGATION SPECIALE

*** ***

CABINET

*** ***

DIRECTION DE LA COMMUNICATION

N° 015-CUA/DS/CAB/DIRCOMM.14

Antananarivo, le 09 Janvier 2014

Communiqué de presse

Corps des Sapeurs Pompiers de la CUA


17 pompiers certifiés en formation sur l’environnement

La remise officielle des certificats de fin de formation en environnement pour 17 sapeurs pompiers au sein de la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA) a été faite ce jeudi 09 Janvier 2014 à l’Hôtel de Ville Analakely, en présence du Secrétaire Général de la CUA, représentant la présidence de la Délégation Spéciale de la Ville d’Antananarivo et des représentants de la Direction Régionale de l’Enseignement National Analamanga (DREN).

La promotion « Loharano » a suivi une formation au Centre culturel et éducation à l’environnement (CCEE) de la DREN Analamanga, en moniteurs, en animateurs et en conducteurs environnemental de 6 mois. A cet effet, les connaissances académiques ont été associées en pratiques. Pour le Chef de Corps des Sapeurs Pompiers, c’est un plus sur les connaissances en sauvetage sur le plan environnemental. Pour le SG de la CUA, c’est une suite logique d’une application sur le tas de ce qu’on a reçu en formation. Pour la DREN Analamanga, cette promotion est la première à recevoir une formation en environnement et elle espère un autre partenariat avec d’autres entités de la CUA au besoin.

En ce moment, le nombre de sapeurs pompiers de la CUA est de 200 agents. La mise en place de casernes de pompier dans les arrondissements se poursuit car à part celle de Tsaralàlana pour le 1er Arrondissement, celle d’Anosivavaka pour le VIème Arrondissement et celle d’Andravoahangy pour le IIIème Arrondissement, celles d’Analamahitsy et d’Ambohipotsy sont en cours de construction, respectivement pour le Vème et le IIème Arrondissement suivant le budget 2014 de la CUA.

***********************************

Sampana mpamonjy voina CUA

17 isa nahazo mari- pahaizana momba ny tontolo iainana.

lanonana fanolorana amin’ny fomba ofisialy ny mari-pahaizana mahakasika ny tontolo iainana an’ireo 17 lahy mpamonjy voina eto anivon’ny Fiadidian’ny Tanànan’Antananarivo misalotra ny anarana «Loharano», no notontosaina androany Alakamisy 09 Janoary teo amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Fiofanana nandritra ny enim-bolana no norantovin’izy ireo ka nahazoany izao mari- pahaizana izao manaraka izao : «moniteurs, animateurs» ary «conducteurs environnementaux». Ny Ivotoerana Ibeazana Ara-kolotsaina Mirindra amin’ny Tontolo iainana izay an’ny Sampan-draharaha Rejionalin’ny Fampianarana na ny DREN no nampiofana azy ireo tamin’ izany.

Nandritra ny lahateny nifandimby no nisaoran’ny Lehiben’ny mpamonjy voina ireo rehetra nanampy ny nanohana ireo 17 lahy ireo ka nahatongavana amin’izao tanjona izao. Tsy fampiofanana tsotra no natao satria tsy fianarana akademika ihany no norantovin’izy ireo fa ny fampiharana izany eo amin’ny sahatry ny vonjy voina ihany koa. Ho an’ny Sekretera Jeneralin’ny Fiadidianan’ny Tanànan’Antananarivo kosa dia nitso-drano ireo nahazo ny mari-pahaizana izy amin’izao fitomboan’ny traikefa azo ary indrindra ny mba hitondran’izany fampandrosoana ho an’ny Tanàna. Tetsy andaniny kosa, ry zareo teo anivon’ny Ivotoeranan’ny DREN dia nanamarika fa ity andiany «Loharano» ity no voalohany nandray fiofanana tao amin’izy ireo ary mirary koa izy ireo ny mba hisian’ny andiany hafa indray.

Raha tsiahivina dia miisa 200 izao ny mpamonjy voina eto anivon’ny Tanànan’Antananarivo (CUA) ary efa eo andalam-pikarakarana ireo tobin’ny mpamonjy voina eny anivon’ireo Firaisana hafa tsy manana sampana mpamonjy voina izay miankina betsaka amin’ny toe-bola eo anivon’ny Tanànan’Antananarivo.


RAHAGA Jean Luc

Directeur de la Communication

Ville d'Antananarivo

Mis Ă  jour ( Jeudi, 09 Janvier 2014 16:39 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...

 

RAMANAMBITANA Richard Barjohn. Ny Ferapara fodiany mandry, ny 12 Septambra 2024

 

Beijing. Intervention du Président Andry Rajoelina, lors de la Table ronde sur le Développement économique Madagascar-Chine 2024