]
Les quotidiens du 23 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Société Civile Madagascar. Code de la Communication: appel de 56 organisations de la société civile

Madagascar. Code de la Communication: appel de 56 organisations de la société civile

ILONTSERA - ROHY

COMMUNIQUÉ

Tout a été dit, ou presque, sur le Code de la Communication Médiatisée. Toutes les voies de recours ont été épuisées au prix de maintes provocations, de propos vexatoires et diffamants, de violences en tout genre qui contrastent avec la paix, l’harmonie et la démocratie promises par le Code lui-même. Même l’ultime recours d’appel au dialogue lancé par diverses entités dont la Société civile est resté lettre morte avec à la clé une fin de non-recevoir.

Certes, au nom de la force de la loi, le Code de la Communication n’a pas à être consensuel pour être applicable, mais force est de reconnaître que le nouveau Code de la communication divise plus qu’il ne fédère empêchant le Code de disposer de la force légitime qui lui permettra de transcender les intérêts individuels et claniques et d’être accepté à tous. Après le Sénat et l’Assemblée nationale où le dit Code a été voté seulement par 18 de nos 151 députés, les yeux du monde sont désormais rivés sur la Haute Cour Constitutionnelle (HCC), seule institution désormais apte à s’opposer à toute tentative de confiscation de la liberté et des droits fondamentaux des citoyens comme le stipulent pourtant la Déclaration universelle des Droits de l’Homme (Art.19) et la Constitution malagasy (Art.11).

Nous appelons, par conséquent, les honorables juges à examiner en LEUR ÂME ET CONSCIENCE le Code de la Communication Médiatisée et à décider en toute liberté, dans le respect de la Justice et des valeurs universelles de la suite à donner à ce Code si déterminant dans la poursuite de l’apprentissage de la voie démocratique que le pays a choisie d’emprunter. Nous estimons, par ailleurs, qu’une solution autre qu’un « pacte de responsabilité » serait plus adéquate vu l’échec cuisant qu’une telle démarche a rencontré lors de la tentative de déchéance du Chef de l’Etat. Promulguer en l’état le Code de la Communication ne présage rien de bien ni pour la démocratie ni pour une probable alternance démocratique dans l’optique des élections de 2018. En outre, museler la presse et réduire au silence le citoyen ne feront qu’accroître la haine et attiser l’extrémisme, au détriment du débat d’idées et de l’humilité d’écouter l’autre. L’histoire a démontré que la répression n’est pas la solution à tout, au contraire. Ce Code, en effet, ne fera que renforcer l’autocensure au lieu et à la place d’une vraie responsabilisation de tous les acteurs médiatiques.

Cependant, nous faisons confiance à la sagesse des membres de la HCC et du Président de la République dans l’exercice de leurs prérogatives constitutionnelles et pensons qu’il n’est pas trop tard pour que l’histoire retienne leurs noms en tant que bâtisseurs de la liberté et défenseurs des droits fondamentaux à Madagascar, et ce au moment où la Communauté internationale renforce de plus en plus les critères d’évaluation de la Grande île en matière de respect de la démocratie et de bonne gouvernance, et surtout à l’heure où le pays s’apprête à montrer au monde entier son vrai visage à l’occasion de l’accueil des prochaines rencontres internationales.

Fait à Antananarivo, ce 10 août 2016
Mouvement de la Société Civile ROHY

Rindran’ny Olompirenena hiarovana ny Hiaraha-manana
1. Action Socio-sanitaire Organisation Secours – ASOS
2. Actions Sans Frontières – ASF
3. AINGA/AIDES
4. Alliance Voahary Gasy - AVG
5. Association Intercoopération Madagascar AIM
6. Centre d’Information Technique et Economique – CITE
7. Coalition Malagasy pour le renforcement du Système de Santé – COMARESS
8. Coalition Nationale Malgache pour l’Education pour Tous – CONAMEPT
9. Collectif des Citoyens et des Organisations Citoyennes – CCOC
10. Confédération Nationale des Plates forms en Droits Humains - CNPFDH
11. Conseil National des Femmes - CNFM
12. Consortium National pour la Participation Citoyenne – CNPC
13. CROV Vakinakaratra
14. Dinika sy Rindra ho an’ny Vehivay – DRV
15. FIFAFI Haute Matsiatra
16. Fikambanan’ny Tanora Mandala ny Fahamarinana - FTMF
17. FIMPA – Fikambanana Miaro ny Zon’ny Mpanjifa
18. FIZOKRIMA – Fikambanana’ny Zokiolona Kristianina Malagasy
19. Gny to tsy mba Zainy Ihorombe – GTZ
20. GOSOC KOMANGA
21. ILONTSERA
22. Komity Mpanaramaso ny Fifidianana/Commission Nationale pour l'Observation Electorale – KMf/CNOE
23. LADHP
24. Malagasy Environnement
25. MCSCRG
26. MIasa ho Fampandrosoana an’i MAdagasikara – MIFAMA
27. MOuvement National pour l’Education Pour Tous – MONEPT
28. Mouvement SCOUT
29. Multi-Sector Information Services – MSIS-tatao
30. ONG CODHE
31. ONG Fanoitra
32. ONG Fiantso
33. ONG lalana
34. ONG Mivaotra
35. ONG SAHA
36. OPTA – Olom-Pirenena Tompon’andraikitra
37. PFROSC/V7V
38. Plateforme Des Associations Chargées D’Asama et de Post Asama – PACA
39. Plate-Forme FIVE Menabe
40. Plate-Forme Nationale des Organisations de la Société Civile Malagasy –PFNOSCM
41. Plateforme pour le Développement des Compétences Techniques et Professionnelles – DCTP
42. Ptate-Forme OSC Amoron’I Mania
43. RESAU SOA
44. Réseau National De Défense Des Consommateurs – RNDC
45. Réseau pour l’Eradication de la Violence – REV
46. Réseau pour la Transparence et la Redevabilité Sociale Malagasy – RTRSM
47. SAF/FJKM
48. SEhatra FAnarahamaso ny FIainampirenena - SEFAFI
49. Sehatra iombonana ho an’ny Fananan-tany – SIF
50. SEMPIF/TOVAMA
51. Tafo Miahavo
52. TMTI SAVA
53. TVMA/TAMAMPIRAPI
54. Vatsy iombonana ho an’ny Fampandrosoana - VIF
55. VMLF – Vondrona Miralenta ho an’ny Fampandrosoana
56. YMCA Madagascar

***************************************

ILONTSERA - ROHY

FANAMBARANA


Efa maro ny voalaza momba ny Fehezan-dalàna mifehy ny Serasera. Efa natao ihany koa ny fiala-nenina rehetra sy ny hirika hahitana vahaolana iraisana na teo aza ny fandrabirabiana sy ny fifampiantsiana ary ny herisetra niseho tamin’ny fomba isan-karazany izay tsy mitondra vokatsoa velively ho an’ny fahalemana sy ny filaminana ary ny demokrasia, soatoavina izay indraindrain’ity Fehezan-dalàna ity ihany. Eny, na ny antso avo ho amin’ny dinika sy fifanatonana nataon’ny hery velona samihafa aza, isan’izany ny Firaisamonim-pirenena, dia notsinontsiniavina ka tsy nasiana akony akory.


Ekena fa tsy natao ho an’ny marimaritra iraisana ny lalàna, isan’izany ny Fehezan-dalàna momba ny Serasera, saingy tsy azo odian-tsy hita fa mampisara-bazana sy mahatonga savorovoro kokoa izany fa tsy mampiray feo ny besinimaro izay maniry ny hisian’ny Fehezan-dalàna tena mikendry ny tombontsoan’ny vahoaka tokoa sy miaro ny zo fototra tokony hositrahiny. Izay fankatoavan’ny rehetra izay ihany anefa no antoka hampahomby ny fampiharana ny lalàna na tsia, raha tsy izany dia ho aro sy vonjy ho an’ny tombon-tsoan’olom-bitsy ihany ny lalàna iray.

Mbola azo lazaina ho lalàna lanim-bahoaka ihany ve ny lalàna iray raha toa Solombavambahoaka 18 monja amin’ny 151 misy no mifidy azy ?


Noho izany: any amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) ankehitriny ny mason’izao tontolo izao, hany andrim-panjakana sisa azon’ny olom-pirenena ianteherana handà sy hanohitra ny fangejana ny fahalalahana sy ny fanitsakitsahana ny zo fototry ny olom-pirenena tsirairay avy, araka ny famaritana ao amin’ny Fanambaràna Iraisam-pirenena momba ny Zon’Olombelona (And.faha-19) sy ao amin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblikan’i Madagasikara (And. faha-11).

Noho izany, atao ny antso avo ho anareo Mpitsara ambony ao amin’ity Andrimpanjakana ity mba handinika sy handrasarasa AMIN’NY FO SY FANAHY ARY SAINA TSY MIANGATRA ity Fehezan-dalàna ity mialoha ny handraisana fanapahan-kevitra izay hanan-danja tokoa eo amin’ny fampanajana ny demokrasia eto amin’ny Firenena. Inoana ihany koa fa manan-kevitra tsara lavitra noho ny « Pacte de responsabilité » noraisin’ny HCC enti-mamaha ny olana satria efa hita ny tsy fahombiazana nentin’ny fanapahan-kevitra sadasada toa io nandritra ny fanonganan’ny Solombavambahoaka ny Filohampirenena.


Tsy hitondra vokatsoa na ho an’ny demokrasia, na ho an’ny fifandimbiasam-pahefana ara-pomba demokratika aorian’ny fifidianana amin’ny 2018 ny famoahana ny Fehezan-dalàna amin’ny endriny ankehitriny. Hampitombo ny fifankahalana sy ny herisetra ary ny fizirizirian-kevitra fotsiny ihany ny fanampenam-bava ny mpanao gazety sy ny olom-pirenena fa tsy hitondra any amin’ny tena ady hevitra sy ny fihainoana ny hevitry ny hafa. Ny tantara no efa nanambara fa tsy mitondra any amin’ny tena fiovana velively ny famoretana . Koa mihevitra izahay Fiarahamonim-pirenena fa ny Fehezan-dalàna amin’ny endriny ankehitriny dia tsy hiteraka afa-tsy tahotra sy hanamafy ny sivana an-kolaka (« autocensure ») ary tsy hitarika any amin’ny tena fampandraisana andraikitra ireo rehetra mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny serasera sy ny fampahalalam-baovao.


Matoky ny fahendren’ny mpikambana ao amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana sy ny Filohan’ny Repoblika anefa izahay mba hampiasa an-kitsipo ny fahefana omen’ny Lalàmpanorenana azy ireo ka handraiketan’ny tantara ny anaran’izy ireo ho isan’ireo mpanorina ny fahalalahan’ny mpiarabelona sy mpiaro ny zo fototry ny mpiaramonina. Indrindra amin’izao ankatoky ny fandraisan’ny Nosintsika ny Fihaonana an-tampony iraisam-pirenena samihafa sy manoloana ny fanarahamaso henjana kokoa ataon’ny avy any ivelany mikasika ny fanajana ny demokrasia sy ny fitondrana tsara tantana eto Madagasikara.

Natao teto Antananarivo, faha-10 aogositra 2016

Hetsiky ny Fiarahamonimpirenena ROHY

Rindran’ny Olompirenena hiarovana ny Hiaraha-manana

1. Action Socio-sanitaire Organisation Secours – ASOS

2. Actions Sans Frontières – ASF

3. AINGA/AIDES

4. Alliance Voahary Gasy - AVG

5. Association Intercoopération Madagascar AIM

6. Centre d’Information Technique et Economique – CITE

7. Coalition Malagasy pour le renforcement du Système de Santé – COMARESS

8. Coalition Nationale Malgache pour l’Education pour Tous – CONAMEPT

9. Collectif des Citoyens et des Organisations Citoyennes – CCOC

10. Confédération Nationale des Plates forms en Droits Humains - CNPFDH

11. Conseil National des Femmes - CNFM

12. Consortium National pour la Participation Citoyenne – CNPC

13. CROV Vakinakaratra

14. Dinika sy Rindra ho an’ny Vehivay – DRV

15. FIFAFI Haute Matsiatra

16. Fikambanan’ny Tanora Mandala ny Fahamarinana - FTMF

17. FIMPA – Fikambanana Miaro ny Zon’ny Mpanjifa

18. FIZOKRIMA - Fikambanana’ny Zokiolona Kristianina Malagasy

19. Gny to tsy mba Zainy Ihorombe – GTZ

20. GOSOC KOMANGA

21. ILONTSERA

22. Komity Mpanaramaso ny Fifidianana/Commission Nationale pour l'Observation Electorale – KMf/CNOE

23. LADHP

24. Malagasy Environnement

25. MCSCRG

26. MIasa ho Fampandrosoana an’i MAdagasikara – MIFAMA

27. MOuvement National pour l’Education Pour Tous – MONEPT

28. Mouvement SCOUT

29. Multi-Sector Information Services – MSIS-tatao

30. ONG CODHE

31. ONG Fanoitra

32. ONG Fiantso

33. ONG lalana

34. ONG Mivaotra

35. ONG SAHA

36. OPTA – Olom-Pirenena Tompon’andraikitra

37. PFROSC/V7V

38. Plateforme Des Associations Chargées D’Asama et de Post Asama – PACA

39. Plate-Forme FIVE Menabe

40. Plate-Forme Nationale des Organisations de la Société Civile Malagasy –PFNOSCM

41. Plateforme pour le Développement des Compétences Techniques et Professionnelles – DCTP

42. Ptate-Forme OSC Amoron’I Mania

43. RESAU SOA

44. Réseau National De Défense Des Consommateurs – RNDC

45. Réseau pour l’Eradication de la Violence – REV

46. Réseau pour la Transparence et la Redevabilité Sociale Malagasy – RTRSM

47. SAF/FJKM

48. SEhatra FAnarahamaso ny FIainampirenena - SEFAFI

49. Sehatra iombonana ho an’ny Fananan-tany – SIF

50. SEMPIF/TOVAMA

51. Tafo Miahavo

52. TMTI SAVA

53. TVMA/TAMAMPIRAPI

54. Vatsy iombonana ho an’ny Fampandrosoana - VIF

55. VMLF – Vondrona Miralenta ho an’ny Fampandrosoana

56. YMCA Madagascar

 

Mis à jour ( Vendredi, 12 Août 2016 02:36 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...

 

RAMANAMBITANA Richard Barjohn. Ny Ferapara fodiany mandry, ny 12 Septambra 2024