Ankavia miankavanana : Alex sy Jean-Claude
Vaovao mahafaly tokoa no re ny zoma 25 febroary 2011. Afaka ny alinâny alakamisy 24 febroary teo ilay teratany malagasy, Jean-Claude Rakotoarilalao izay nalaina an-keriny tany Niger, ny 16 septambra 2010. Izany hoe nandritra ny dimy volana izy no niaina izany fianana feno tebiteby tsy fantatra raha ho faty rahampitso.
Marihina moa fa taizanâaretina âdiabĂšteâ Ingahy Rakotoarilalao. Niasa tao aminâny orinasa frantsay Areva-Vinci Satom izy. Fito ireo olona nalaina an-keriny ka afaka niaraka taminâi Jean Claude Rakotoarilalao ny teratany Togolais iray, Alew Kodjo Ahonado ary vazaha vavy teratany Frantsay, Françoise Larribe. Ny efatra ambiny, izay Frantsay daholo -ka anisanâizany i Daniel Larribe ny vadinâi Françoise-, dia mbola voatananâny Aqmi, fikambanana ajaikinâny Al QaĂŻda. Ny dikan'ny Aqmi koa moa dia Al QaĂŻda Maghreb Islamique.
Septambra 2010. Ireo fito mianadahy mianaka. Tsy fantatra, tamin'izay na ho faty no ho velona. Tebiteby, tebiteby ny an'izy ireo sy ny fianakaviany. Fa dia mbola misy efatra izany no mbola voatana any
Dia arabaina izany i Jean-Claude Rakotoarilalao ary afaka aminâizay koa ny tebiteby nanjo ireo fianakaviany. Tena hanana ho tantaraina aminâny taranaka faramandimby tokoa izy izao. Eny, na dia âsouvenirâ tena ratsy iny nanaovana azy âotageâ iny. Ny tenako moa efa tratra izany, ny taona 1991 tany Diego Suarez -notazomin-dry federalista namanâI Kapiteny Coutiti- ka mahalala tsara any âambianceââŠ
Fa inona no nahafaka azy telo ireo ? Nisy vola be naloha fa ny ohatrinona no tsy fantatra. Ny any azo lazaina ero dia hisaorana ny fanjakana frantsay nanamora ny fandehany rehetra⊠Tsy nikely soroka ihany koa ny fanjaka mahefa aminâizao fotoana izao, eto Madagasikara fa nifandray sy tapaka taminâny fanjakana nigerianina sy frantsay. Fa asa raha nisy latsa-kemboka naloha, dia âcombienâ ?
Jeannot RAMAMBAZAFY
====================================
COMMUNIQUE DE PRESSE
Lettre de remerciements au Président Nicolas SARKOZY
Le PrĂ©sident de la Haute AutoritĂ© de la Transition, SEM Andry Nirina RAJOELINA, a envoyĂ© une Lettre de remerciements, ce Dimanche 27 FĂ©vrier 2011, Ă SEM Nicolas SARKOZY, PrĂ©sident de la RĂ©publique Française, consĂ©cutivement Ă la libĂ©ration de trois otages du Sahel, dont Jean â Claude RAKOTOARILALAO.
Voici la teneur intégrale de cette Lettre de remerciements :
« Excellence,
Câest avec un trĂšs grand soulagement que le Peuple Malagasy a accueilli la nouvelle de la libĂ©ration de trois des otages du Sahel, dĂ©tenus par le groupe terroriste Aqmi, dans le rĂ©seau dâA l- QuaĂŻda.
Cette libĂ©ration rĂ©sulte des efforts entrepris par la France et son Gouvernement dans les nĂ©gociations avec les ravisseurs. Ces pourparlers, que vous avez initiĂ©s, ont abouti Ă la libĂ©ration dâune Française, dâun Togolais, et de lâun de nos compatriotes en la personne de Jean - Claude RAKOTOARILALAO.
Ainsi, en mon nom personnel et au nom de tout le Peuple Malagasy, je vous exprime, ainsi qu'à tout le Peuple Français, ma profonde reconnaissance pour cette collaboration à l'image de la coopération entre nos deux pays.
Nous souhaitons aussi une issue et un dénouement rapide et heureux pour les Français qui sont encore retenus par des ravisseurs dans le Sahel.
Je vous prie dâagrĂ©er, Excellence Monsieur le PrĂ©sident, les assurances de ma trĂšs haute considĂ©ration ».
Ambohitsorohitra, le 27 FĂ©vrier 2011
La Direction de la Communication
à la Présidence de la Haute Autorité de la Transition