]
Les quotidiens du 27 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Articles Association Fitia : Remerciements de Mialy Rajoelina et suite de La Grande Caravane de la Solidarité

Association Fitia : Remerciements de Mialy Rajoelina et suite de La Grande Caravane de la Solidarité

Le rideau est tombé sur la levée de fonds et de dons organisée par l’association Fitia, fondée et présidée par l’épouse du président de la Haute Autorité de la Transition de Madagascar. Cette opération malgacho-malgache a engrangé plus d’un milliard d’anciens francs, sans compter les dons en nature. Voici le message de remerciement de Mialy Rajoelina, Première Dame de l’Etat et le programme pour la suite.

=============================================================

Hafatra fisaorana avy amin-dRamatoa Mialy Rajoelina, filohan’ny fikambanana Fitia

Ry mpiray tanindrazana,

Tompokovavy sy tompokolahy,


Tontosa soaman-tsara, ny hetsika lehibe voin-kava-mahatratra, “Tolo-tanan’ny firaisan-kina” na “Grande Caravane de la Solidarité” izay nokarakarain-tsika nandritra ny efatra andro, teny amin’ny ANS Ampefiloha.

Fahombiazana tanteraka no azo nandritra izany hetsika izany, satria nampiseho nibaribary teo imason’izao tontolo izao fa miray hina ny Malagasy ary mahay miara-mientana manolo-tanana ho an’ireo Havana mpiray tanindrazana amintsika izay tra-pahavoazana tamin’ny rivo-doza Hubert, any amin’ny faritra atsimo-atsinanana, Vatovavy Fitovinany sy Alaotra Mangoro.

Misy lanjany lehibe loatra ho ahy, sy ho an’ireo havantsika rehetra tra-boina ireo, izao fihetsika nataontsika izao, satria natao tamim-pitiavana.

Koa amin’ny anaran’ny Fikambanana Fitia izay tarihiko, sy amin’ny anaran’ireo Malagasy rehetra hahazo ny fanampiana no ananterako ny fisaorana feno sy ny fankasitrahaha eram-po eran-tsaina ny tolo-tanana izay nataonareo.

Tsy nikely soroka ianareo, nisahirana nanangona ny fanampiana tany an-tokantrano tany, nanolotra izay vola na tahiry kely tokony mba azo nampiasaina kanefa dia foinareo natolotra tamin’ny fo madio. Porofom-pitiavana lehibe loatra izany, ka mendrika ho deraina satria mbola mampiseho indray fa “tanan-kavia sy havanana tokoa ny Malagasy rehetra, ka izay didia-maharary”.

Misaotra indrindra koa amin’ny fahatokisana izay napetrakareo tamin’ny Fikambanana Fitia, izay hiezaka ho mendrika izany fitokisana nomenareo azy izany, ka nampanantena fa ho tonga soaman-tsara any amin’ireo nanolorana azy avokoa ireo fanampiana rehetra, manomboka amin’ny kely indrindra ka hatramin’ny faran’izay lehibe.

Ny fahitana ny fihetsika nasehontsika tamin’ity “Tolo-tanan’ny firaisan-kina” ity, dia vao maika nanamafy ny fahavononana sy ny faharesen-dahatry ny Fikambanana Fitia mba hirotsaka bebe kokoa amin’ny asa sosialy izay hataony, ho fanampiana ireo Malagasy rehetra sahirana manerana an’i Madagasikara. Koa manentana fa mbola hitohy ny fifanomezan-tsika tanana satria mbola maro loatra ireo mila izany eto amin’ity Nosintsika ity.


Mialy RAJOELINA

Vadin’ny Filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita

Filohan’ny Fikambanana Fitia

=======================================

La première étape de « la Grande caravane de la solidarité » -levée de fonds et de dons à l’ANS Ampefiloha-, s’est achevée avec succès, et la Première Dame, Mialy Rajoelina, Présidente Fondatrice de l’Association Fitia a adressé un message de remerciements à tous les donateurs qui ont participé et manifesté avec leurs gestes de générosité leur solidarité en faveur de leurs compatriotes sinistrés (son message intégral en malgache, ci-dessus).

L’acheminement des dons et leur distribution auprès des bénéficiaires constituera la seconde étape de l’opération Mais en raison de l’impraticabilité actuelle du réseau routier dans le Sud-Est de l’île, le départ de la Grande Caravane se fera après les festivités pascales.

L’association Fitia remercie déjà ceux qui souhaiteraient mettre à sa disposition des véhicules pour le transport des dons. Pour des raisons d’organisation pratique et de sécurité, l’Association Fitia, par le biais d’une équipe compétente et expérimentée dont elle dispose déjà à Antananarivo avec des relais locaux dans les régions de destination,  s’occupera exclusivement  de l’acheminement des dons jusqu’à leurs destinations finales.

Par ailleurs, la liste de tous les donateurs ainsi que la totalité des dons recueillis seront communiquées par voie de presse, au nom de la transparence que prône l’Association Fitia dans ses actions.

L’Association Fitia tient à informer le public que la collecte de fonds et de dons s’est faite uniquement à l’ANS Ampefiloha dans la capitale, et se dégage ainsi de toutes responsabilités quant à des utilisations non autorisées et abusives du nom de l’Association dans d’autres régions.

L’Association Fitia prend note des nombreuses demandes de participation pour ceux qui n’ont pu apporter leurs contributions durant les quatre jours, et met ainsi à leur disposition le numéro vert TELMA 034 30 808 88.

Jeannot RAMAMBAZAFY

Mis à jour ( Vendredi, 02 Avril 2010 14:20 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024