]
Les quotidiens du 03 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche TSENA MORA MITSINJO NY MALAGASY

TSENA MORA MITSINJO NY MALAGASY

---------------------------------------------------------------------------------------

FILAZAM – BAOVAO
« Tsena mora mitsinjo ny Malagasy »

Ny Fiadidiana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita dia manambara fa ny fitohanan-daharana, nitranga teny amin’ireo toera–pivarotana sasany “Tsena mora mitsinjo ny Malagasy” teto an-dRenivohitra tamin’ny Alarobia 27 Oktobra lasa teo, dia vokatry ny fisian’ireo sokajin’olona izay tokony tsy ahazo entana ho vidiana amin’izany toeram-pivarotana izany kanefa dia nanana tapakila fahazoan-dàlana hividy teny an-tànana.

Ny fanadihadiana natao no nahalalana fa nisy tamin’ireo Sefo Fokontany no nanome tapakila nahazoan-dàlana hividy entana teny amin’ireny toeram-pivarotana “Tsena mora mitsinjo ny Malagasy” ireny ho an’olona vitsivitsy, kanefa izany olona izany dia tsy voasokajy velively ho anisan’ireo sahirana ara – pivelomana.

Mazava ho azy amin’izany fa mbola misy hatrany ireo izay tsy mieritreritra ny hanova fomba amam-panao ka na dia entana natokana hoan’ireo sahirana ara-pivelomana aza dia mbola kendrena hanaovana risoriso ihany.

Nisy kosa anefa, etsy andanin’izay, ireo Sefo fokontany, maro an’isa, izay mendri-piderana tokoa tamin’ny asa sy ezaka nataon’izy ireo nahalavorary ny raharaha teny anivon’ireny “Tsena mora mitsinjo ny Malagasy” ireny.

Noho izany, mampatsiahy ny Fiadidiana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita fa ireo “Tsena mora mitsinjo ny Malagasy” rehetra dia natokana fotsiny ihany ho an’ireo fianakaviana sahirana ara-pivelomana. Koa tokony ifandraika amin’izany fenitra izany ny fizarana tapakila izay atao eny anivon’ny Fokontany tsirairay avy.

Na izany na tsy izany, efa nisy avy hatrany ireo fepetra hentitra noraisina mba hampirindra amin’ny tokony ho izy ny raharaha eny anivon’ireny “Tsena mora mitsinjo ny Malagasy” ireny. Koa hisy ny sazy hentitra hoan’ireo Sefo Fokontany izay mbola minia mizara tapakila amin’ireo olona tsy tokony hahazo izany.

Ankoatra izay, hisy ihany koa ny fanaraha-maso, hentitra sy mivantana, hatao eny anivon’ireny “Tsena mora mitsinjo ny Malagasy” ireny ka handraisana ny fepetra hentitra mikasika ireo olona manana tapakila kanefa tsy tokony hahazo alàlana hividy entana.

Ny Fiadidiana ny Fahefana Avon’ny Tetezamita dia miantso ny fahatsiarovan-tenan’ny tsirairay amin’izao asa ifandrimbonan’ny rehetra izao ka itsinjovana ny fiainan’ireo vahoaka tsy mandady harona eto amin’ny Firenena.

Mankasitra hatrany ny Fitiavan-Tanindrazana sy ny Hambo-pom-pirenena izay tsy mitsahatra ny miboiboika ao anatintsika tsirairay avy.

Ary mamerina etoana indray ny fisaorana mitafotafo ireo rehetra izay mifandray saina sy tànana amin’ny fampandehanana ireo “Tsena mora mitsinjo ny Malagasy” ireo.

Ambohitsorohitra, faha 28 Oktobra 2010

Ny Talen’ny Serasera

eo anivon’ny Fiadidiana ny Fahefana Avo’ny Tetezamita

---------------------------------------------------------------------------------------

La rĂ©ussite d’une entreprise repose sur trois piliers indissociables mais aussi allant d’une Ă©tape Ă  l’autre sans la sauter : rĂ©flexion, dĂ©cision, action.

Dans cette dĂ©mocratie malgache naissante, ils sont trĂšs nombreux Ă  vouloir leur quart d’heure de gloire en agissant et, surtout, en parlant sans rĂ©flĂ©chir. Je ne vais pas m’étendre sur tous ces menteurs qui ne supporteront jamais le poids de leurs sottises.

Lorsqu’un « ignare » de mĂȘme pas 40 ans a rĂ©ussi Ă  faire revivre l’hĂŽtel de ville d’Antananarivo en deux ans, alors que durant 38 ans, des « experts » n’ont pu que le transformer en jardin, je tire lui mon chapeau. J’avais 18 ans et j’étais bien lĂ  lorsque ce bĂątiment a Ă©tĂ© incendiĂ© parce que des membres des Forces rĂ©publicaines de sĂ©curitĂ© (Frs) s’y Ă©taient cachĂ©. Bizarrement, aucun de ces intellectuels qui croient pouvoir changer le monde avec des thĂ©ories aussi livresques qu’utopique, ne parle de cette rĂ©surrection.

CLIQUEZ SUR LA PHOTO ET PENSEZ A VOTRE ENFANCE

Leur « solution » ? Co-gĂ©rer la transition. Mais les 80% des Malgaches qui vivent avec moins d’un dollar par an, ne peuvent pas les attendre. Ils sont tireurs de pousse-pousse, lavandiĂšres, bonnes Ă  tout faire, cordonniers, marchands Ă  la sauvette, chargeurs de briquets jetables, laveurs de voitures, portefaix
 Que dire aussi de nos personnes ĂągĂ©es, ayant survĂ©cu pour enterrer leurs proches ? Qui pensent rĂ©ellement Ă  eux, parmi ces super diplĂŽmĂ©s qui ne manquent de rien ? Pour soulager leurs souffrances, du moins. Surtout Ă  l’approche des cyclones et en pleine pĂ©riode de soudure.


Pour Fetison Andrianirina, la centrale d’achat « Tsena Mora » est une « escroquerie politique ». Il n’a pas du lire Edouard Herriot qui a vu juste en Ă©crivant : « N’est barbare que celui qui en parle »  Pour certains, Andry Rajoelina va revendre « des produits importĂ©s Ă  la date pĂ©rimĂ©e ». Ah bon ? Tous ces produits de premiĂšre nĂ©cessitĂ© sont made in Madagascar, avec le concours du Syndicat des Industries de Madagascar. Face Ă  cette mauvaise foi, que faire sinon avancer Ă©tant donnĂ© que, lorsqu’on manque d’arguments, on se contredit du fil du temps qui ne peut s’arrĂȘter. Comme ce sont aussi des gens qui aiment les proverbes –pour Ă©taler leur semblant de savoir- en voici un : AprĂšs le verbe « aimer », « aider » est le plus beau verbe du monde (Baronne Bertha von Suttner)

Cela dit, voici des photos qui ne feront rager que ceux qui passent leur temps en critiques sans avoir rien fait d’autre que de dĂ©blatĂ©rer sur leur propre sort de politicards et de « vazaha taratass » de vente Ă  l’encan.

STADE COUVERT DE MAHAMASINA, LE 22 OCTOBRE 2010

"Je ne suis pas venu en tant que Président de la Transition. Je suis venu comme un ami qui ne vous oublie pas et qui vous aime"


---------------------------------------------------------------------

CITE MAHATAZANA AKAMASOA, LE 23 OCTOBRE 2010

------------------------------------------------------------------

ANDRALANITRA AKAMASOA ET DEPOT D'ORDURE, le 23 OCTOBRE 2010

Le PÚre Pedro Opeka, élevé au rang de Commandeur de l'Ordre national malgache, le dimanche 24 octobre 2010, aprÚs 40 ans au service des pauvres à Madagascar

Jeannot RAMAMBAZAFY

Mis Ă  jour ( Jeudi, 28 Octobre 2010 14:48 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...