Le 26 juin, câĂ©tait la fĂȘte de lâIndĂ©pendance de Madagascar. Le 4 juillet, celle des USA. Lâambassade amĂ©ricaine ayant prĂ©fĂ©rĂ© fĂȘter, le 30 juin 2011, dĂ©part dĂ©finitif du ChargĂ© dâaffaires p.i., Eric Stromayer, il y avait dâautres chats Ă fouetter pour le gouvernement de la transition, ce jour-lĂ .
Ainsi, la cĂ©lĂ©bration des 51 ans du retour de lâindĂ©pendance malgache sâest poursuivie, ce 4 juillet 2011, du cĂŽtĂ© dâAnkorondrano. En effet, la ministre de la Population, le ministre des Forces armĂ©es, le SecrĂ©taire dâEtat Ă la Gendarmerie et onze Ă©pouses de ministres, ont procĂ©dĂ© Ă la distribution aux couches dĂ©favorisĂ©es et aux personnes du troisiĂšme Ăąge du quartier dâAnkorondrano, Ă Antananarivo.
Sans oublier les 17 centres sociaux qui y sont implantĂ©s. Hormis cette descente sur terrain, il nâest pas inutile de prĂ©ciser, ici, câest le pouvoir de transition, prĂ©sidĂ© par Andry Rajoelina, qui a financĂ© cette opĂ©ration, Ă hauteur de 44.472.000 Ariary. Reportage en photos.
MANDRAY ANDRAIKITRA FENO AMINâNY VAHOAKA MALAGASY NY FITONDRANA TETEZAMITA
Ankorondrano, faha-4 Jolay 2011
Tsy mitsahatra, fa dia mitsinjo no sady mijery ny fianakaviana sahirana hatrany  ny fitondrana tetezamita tarihanâny Filoha Andry Rajoelina. Porofonâizany ny fizarana sakafo ho anâireo olona sahirana,  izay natolotry ny minisitry ny Mponina niarahany taminâny minisitry ny Foloalindahy, ny sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria, ary notroninâireo vadina minisitra miisa 11.
Ity hetsika ity dia mbola tafiditra indrindra ao anatinâny fanamarihana ny faha-51 taonanâny fiverenanâny Fahaleovantena malagasy. Natao ihany koa ho fintsijovana ireo sahirana, ka anisanâizany koa ireo zokiolona. Teny Ankorondrano moa ny nanatontosana io fizarana io.
Nozaraina taminâizany ary: vary 120 gony ; tsaramaso 30 gony, menaka 500 litatra, bodofotsy 500, nomena ireo zokiolona. Teo koa ny fanomezana hoanâireo sembana izay nahitana vary 1 taonina 400kg, menaka 350 litatra, tsaramaso 350 kg, bodofotsy miisa 30.
Teo ihany koa ny fanomezana hoanâireo ivon-toerana misahana ny asa sosialy (â Centres sociaux â) izay miisa 17, ka nahitana vary 35 gony, menaka 78 baoritra, tsaramaso 19 gony.
Vola mitentina 44 472 000 Ariary no natokanâny fitondrana nanaovana ity fanomezana ity, izay nitatitra mihitsy ny minisitra nyĂš mponina fa dia natao mangaraharaha ny fizarana , ary mandray andraikitra feno ny fanjakana, satria fantatra fa betsaka ny sahirana eto amintsika ka nahatonga ny fitondrana tetezamita nanao izao hetsika izao.
Textes : Jeannot Ramambazafy âAndry Rakotonirainy
Photos: Andry Rakotonirainy