TONDROZOTRA HO AMINâNY FIVOAHANA AMINâNY KRIZY ETO MADAGASIKARA
FIFANEKENâNY MPANAO POLITIKA MALAGASY
SAVARANONANDO
Ireo Mpanao Politika Malagasy mpandray anjara aminâity Tondrozotra ity dia nifanaraka fa hanao ireto fifanekena manaraka ireto ;
I. Andrim-panjakana ao aminâny Tetezamita
1. Fanohizana ny fifanakalozan-kevitra Malagasy samy Malagasy, eo aminâireo Mpanao Politika ho anâny fananganana ny Governemantanâny Tetezamita ho aminâny Firaisam-pirenena sy ny fanitarana ny ho anisanâny Kongresinâny Tetezamita (CT), ny Filankevitra Amboninâny Tetezamita (CST) ary ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny Fifidianana (CENI) ;
2. Ny fomba arahina aminâny tetezamita tsy mitanila, iarahana ary ifanarahana dia tokony hiafara aminâny fanaovana fifidianana azo itokiana sy malalaka ary mangarahara eto Madagasikara ;
3. Andriamatoa Andry Nirina Rajoelina no Filohanâny Tetezamita. Aminâio maha Filohanâny Tetezamita azy io dia izy no misahana ny asanâny Filoham-panjakana ;
4. Fanendrena ny Praiminisitra ifanarahana izay hitarika ny Governemantanâny Tetezamita ho aminâny Firaisam-pirenena ;
5. Ny Praiminisitra dia hotendrenâny Filohanâny Tetezamita aminâny lisitry ny olo-manan-kaja atolotry ny Mpanao Politika Malagasy nanao sonia ny Tondrozotra. Nifanekena fa ny Praiminisitra ifanarahana dia tsy tokony hitovy fiaviana na faritany na firehana politika izay manohana ny Filohanâny Tetezamita ;
6. Ireo Mpanao Politika Malagasy nandray anjara taminâity Tondrozotra ity dia antsoina hanolotra ny lisitry ny olo-manan-kaja izay anendrenâny Filohanâny Tetezamita, araka ny tolokevitra avy aminâny Praiminisitra nifanarahana, ny Mambra ao aminâny Governemantanâny Tetezamita. Aminâny fananganana ny Governemantanâny Tetezamita, ny Filoha sy ny Praiminisitra nifanarahana dia manaiky hanao ny fanomezana marina sy ara-drariny ny andraikitra, aminâny fanajana ny tondrofetra momba ny fiaviana ara-politika, ny fisoloan-tena ny vavy sy ny lahy sy ny fifandanjana isam-paritra. Raha misy ny fandroahana ny mambra iray ao aminâny Governemanta, dia hatao ny fanoloana azy aminâny mpikambana iray hafa ao aminâny vondrona ara-politika niaviany araka ny fitsipiky ny paika arahina mitovy taminâny fanendrena ;
7. Ho anâny fanitarana ny ho anisanâny ao aminâny andrim-panjakana ao aminâny tetezamita, toy ny Kongresinâny Tetezamita (CT), ny Filankevitra Amboninâny Tetezamita (CST) ary ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny Fifidianana (CENI), ireo Mpanao Politika Malagasy nandray anjara taminâity Tondrozotra ity dia antsoina hanolotra ny lisitry ny olo-manan-kaja izay anendrenâny Filohanâny Tetezamita ny mpikambana aminâireo andrim-panjakana ireo. Aminâny fanendrena ny mpikambana aminâireo andrim-panjakana ireo, ny Filohanâny Tetezamita dia manaiky hanao ny fanomezana marina sy ara-drariny ny toerana, aminâny fanajana ny tondrofetra momba ny fiaviana ara-politika, ny fisoloan-tena ny vavy sy ny lahy ary ny fifandanjana isam-paritra, ary koa ny fifandanjanâny fizarana eo aminâny samy Mpanao Politika Malagasy nanao sonia izao Tondrozotra izao, mba ho fitantanana tsara ny tetezamita ;
8. Ny Governemantanâny Tetezamita dia hiandraikitra ny fitantanana ny raharaha andavanandro eto aminâny Firenena sy ny fametrahana ny fepetra ilaina ho aminâny fifidianana azo itokiana, marina sy mangarahara iarahana miasa aminâny fiombonambe iraisam-pirenena. Izy dia tsy tokony handraikitra fifanekena vaovao lavitrâezaka, izy ireny dia miankina aminâny fari-pahefanâny Governemanta ho avy aorianâny fifidianana ;
9. Ny Parlemantanâny Tetezamita dia hiandraikitra ny fanaraha-maso ny asa ataonâny Governemantanâny Tetezamita. Ny Parlemantanâny Tetezamita dia hiandraikitra ihany koa ny fankatoavana ny hitsivolana nolaniana mandritra ny tetezamita, indrindra manokana ireo izay mikasika ny fizotry ny fifidianana, ary koa ny aminâny fanolorana sy ny fandaniana ny lalĂ na tena ilaina.
II. Sehatry ny Fifidianana
10. Famolavolana sy fampiharana miaraka aminâny manampahaizana avy aminâny Firenena Mikambana, ny sehatry ny fifidianana azo itokiana, tsy mitanila, mangarahara ary mahaleotena, miorina aminâny fanajana ny zo fototra sy ny fenitra iraisam-pirenena, indrindra aminâny alĂ lanâny :
a) Ny fanitarana izay ho anisanâny ao aminâny CENI sy ny fanavaozana ny vaindohan-draharahany mba hisianâny fisoloantena mifandanja eo aminâireo Mpanao Politika Malagasy nandray anjara aminâ izao Tondrozotra izao. Ny CENI dia tokony hiandraikitra ny fandaminana ny fifidianana rehetra indrindra fa ny fifidianana ny solombavambahoaka, ny filoham-pirenena ary ny benâny tanĂ na. Manana ny fahefana feno aminâny fitantanana ny fomba arahina aminâny fifidianana manontolo, ny CENI dia miandraikitra ny fiantohana ny fanatanterahana aminâny fomba malalaka, marina ary mangarahara, ny fifidianana. Izany fahefana feno omena ny CENI izany dia mitsahatra aminâny fotoana famoahana ho fantatry ny besinimaro ny vokatra vonjimaika ny fifidianana ;
b) ny fanavaozana ny Fehezan-dalĂ na momba ny fifidianana ;
c) fanomezana vahana ny fankatoavana sy ny fanajana ny Fehezan-dalĂ na momba ny Toetra Fototra sy ny Fitondran-tena Tsaranâireo Mpanao Politika Malagasy eo aminâny lafinâny Fifidianana ;
d) ny fampiasana ny rafitry ny taratasin-datsabato tokana ;
e) ny fanabeazana momba ny fifidianana ;
f) ny fanavaozana ara-potoana ny lisi-pifidianana ;
g) ny tetiandronâny fifidianana dia ho faritana miaraka aminâny CENI sy ny solontenanâny Firenena Mikambana izay mifototra aminâny tatitry ny asa ataonâireo manam-pahaizana manokana teratany sy iraisam-pirenana mikasika ny fanaovana tombonâezaka ny zavatra ilaina aminâny fifidianana ary izany mba handaminana fifidianana azo itokiana, marina ary mangarahara ao anatinâny fotoana faranâizay haingana arakâizay azo atao eto Madagasikara ;
h) ny fizarana, eo anivonâny distrika 119 ny zava-pantatra sy ny fitaovana informatika any aminâny faritra ;
11. Tokony hatsangana ny Fitsarana Manokana momba ny Fifidianana noho ny antony manokana  sy vonjimaika. Hiandraikitra ny fifanolanana eo aminâny lafinâny fifidianana sy ny fanambarana ny voka-pifidianana raikitra ny filoham-pirenena sy ny solombavambahoaka izy. Ny fampandehanana, ny ho anisany ary ny fahefanâizany Fitsarana izany dia ho faritanâny lalĂ na ankatoavinâny Parlemantanâny Tetezamita ;
12. Mba hanadiovana tsara ny sehatra politika Malagasy, ny Parlemantanâny Tetezamita dia tokony hankato lalĂ na vaovao mikasika ny Antoko Politika sy ny Sata mifehy ny Mpanohitra ;
13. Ny fiarahamonim-pirenena Malagasy dia asaina hanao fanaraha-maso ny fifidianana solombavambahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary hangata-panazavana ireo Mpanao Politika Malagasy izay mandika ny Fehezan-dalĂ na momba ny Toetra Fototra sy Fitondran-tena Tsara eo aminâny lafinâny Fifidianana. Ny fiombonambe iraisam-pirenena dia hantsoina hanampy ny fanamafisana ny fahaiza-manaonâny firaha-monim-pirenena;
14. Ny Filohanâny Tetezamita, ny Praiminisitra nifanarahana ary ny Mambra ao aminâny Governemanta dia tokony hametra-pialana aminâny asany 60 andro alohanâny vaninandro anaovana ny latsabato, raha toa izy ka tapa-kevitra hilatsaka ho fidiana aminâny fifidianana solombavambahoaka sy filoham-pirenena. Na izany aza, mba hamenoana izay rehetra mety fahabangana eo aminâny lafiny lalĂ na, dia hisy lalĂ na hankatoavinâny Parlemantanâny Tetezamita mba hamaritra ny fepetra fampiharana mifandraika aminâizany.
III. Fepetra mikasika ny Fifampitokisana sy ny Ezaka momba ny Fampihavanam-pirenena
15. Ny Filoha, ny Governemanta, ireo Lehibenâny Andrim-panjakana ary ny fitondran-draharahanâny tetezamita manontolo dia tokony hijanona ho tsy mitanila mandritry ny fe-potoananâ ny tetezamita, indrindra aminâny fomba arahina aminâny fifidianana ;
16. Ny Filohaâ ny Governemanta, ny fitondran-draharahanâny tetezamita manontolo ary ny andrim-panjakana rehetra dia tsy maintsy miandraikitra araka ny tandrify azy avy ny fanekena ireo fepetra mikasika ny filaminana sy ny fifampitokisana mba hisianâny tontolo milamina sy tony, aminâny fampijanonana ireo fanenjehana ara-pitsarana efa an-dĂ lana atao aminâireo mpikambana ao aminâny mpanohitra izay mety hifototra aminâny antony ara-politika, ary ho fiantohana ny fanajana ny fanjakana tĂ n-dalĂ na sy ny feni-kevitra aminâny fomba fitondrana mitovy. Ireo fepetra momba ny fifampitokisana ireo dia tsy mahakasika ny fanenjehana ara-pitsarana niandraiketana teo aminâny sehatry ny heloka bevava natao taminâny olona, heloka bevava taminâny ady, heloka bevava noho ny fandripahana ainâolona maro ary fandikan-dalĂ na goavana ny zonâolombelona sy ny fahalalahana fototra ;
17. Ny Filoha, ny Governemantanâny Tetezamita, ny fitondran-draharahanâny tetezamita manontolo ary koa ny andrim-panjakanâny tetezamita rehetra dia tokony hanaiky fa hiaro sy hampiroborobo ny Zonâolombelona eto Madagasikara, ary hanaja ny fahalalahana fototra, indrindra indrindra ny fahafahana miteny, maneho hevitra, miditra fikambanana, manao fihetsiketsehana ary koa ny fahalalahana aminâny fanaovan-gazety. Ny fampiasana ireo zo ireo dia tsy maintsy tanterahina ao anatinâny fanajana ny lalĂ na misy ao aminâny firenena ;
18. Fanomezana famotsoran-keloka malalaka ho anâny toe-draharaha rehetra ara-politika nitranga teo anelanelanâny 2002 sy 2009. Tsy tafiditra ao anatinâny famotsoran-keloka ny heloka bevava natao taminâny olona, ny heloka bevava noho ny ady, ny heloka bevava noho ny fandripahana ainâolona maro ary ireo fandikan-dalĂ na goavana hafa mikasika ny  zonâolombelona sy ny fahalalahana fototra. Ny lalĂ na famotsoran-keloka dia hankatoavinâny Parlemantanâny Tetezamita ary tsy hisy fifidianana na iray aza tokony hatao alohanâio fankatoavana io ;
19. Ny Parlemantanâny Tetezamita dia tokony hankatoa lalĂ na iray mikasika ny Sata mifehy ny Filoham-panjakana teo aloha izay ho toy ny fepetra manan-danja hiantohana ny fandriampahalemana ara-tsosialy sy ny tontolo milamina eto aminâny Firenena. Ny Sata mifehy ny Filoham-panjakana teo aloha dia tokony atokana ho anâireo Filoham-panjakana teo aloha izay nanapa-kevitra fa hitsahatra aminâizay rehetra asa aman-draharaha ara-politika manohana antoko politika, aminâny fijerena akaiky ny fiheverana vokatry ny toerana misy azy taminâny lasa sy ny tokony hiarovana sy hiantohana ny fahamendrehany sy ny filaminany ;
20. Ny Fahefana Avonâny Tetezamita (HAT) dia tokony hamela ny Olom-pirenena Malagasy rehetra nanao sesitany noho ny antony ara-politika hiditra eto Madagasikara tsy misy fepetra, anisanâizany Andriamatoa Marc Ravalomanana. Ny HAT dia tokony hiantoka ny fiarovana ireo malagasy rehetra nanao sesitany niverina an-tanindrazana. Ny HAT dia tokony hamolavola sy hamoaka hampanan-kery haingana ny lalĂ na ilaina, tafiditra aminâizany ny lalĂ na momba ny famotsoran-keloka, mba hiantohana ny fahalalahana ara-politika ho anâny Olom-pirenena Malagasy rehetra ao anatinâny fomba iarahana mitantana ny tetezamita, mitondra mankany aminâny fanaovana fifidianana malalaka, marina ary azo itokiana ;
21. Ny Mpanao Politika Malagasy nandray anjara aminâizany Tondrozotra izany dia manaiky ny hankatoa tsy misy hatakâandro ny Fehezan-dalĂ na momba ny Toetra fototra sy ny Fitondran-tena tsara ara-politika mba hifehy ny asa aman-draharaha ara-politika eto Madagasikara mandritra ny vanim-potoana tetezamita. Manaiky ihany koa ny fanajana io fehezan-dalĂ na io izy ireo ;
22. Ny Mpanao Politika Malagasy rehetra nandray anjara aminâizany Tondrozotra izany dia antsoina handray anjara amin-kitsim-po aminâny fomba itondrana ny tetezamita. Manaiky ihany koa ny hametraka ny tontolonâny fandriampahalemana sy ny filaminana ho anâny Malagasy rehetra, ny hisoroka ny fanakanana ny fomba itondrana ny tetezamita ary hitandro ny fitondran-tena mahomby sy feno fitiavan-tanindrazana mba hampandrosoana ny tetezamita ;
23. Tsy misy na dia iray aza Mpanao Politika Malagasy nandray anjara na tsia aminâizany Tondrozotra izany afaka mahazo na manana zo hitsipaka ny fanatanterahana izany Tondrozotra izany mandritra ny vanim-potoana tetezamita ;
24. Ny Mpanao Politika Malagasy rehetra nandray anjara aminâizany Tondrozotra izany dia tokony handĂ ny fampiasana herisetra na fampiasana fandrahonana toy izany mandritra ny vanim-potoana tetezamita. Tsy tokony hataony ihany koa ny mampirisika aminâny fankahalana sy ny manao ny asa fanakorontanana rehetra mandritra ny tetezamita ;
25. Hisy fomba fampihavanam-pirenena , tarihinâny andrim-panjakana iray eto aminâny Firenena antsoina hoe ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy) sy hamorainâny fiombonambe Iraisam-pirenena, tokony hatomboka mba hitsaboana sy hanombohana ny fanasitranana ny ratra isam-batanâolona sy iombonana taminâny lasa ary hametrahana ny fototra iorenana tsara aminâny ho avinâi Madagasikara.;
26. Izay rehetra olona niharam-boina taminâny toe-draharaha ara-politika teo anelanelanâny 2002 sy ny vaninandro anaovana sonia izao Tondrozotra izao izay tra-pahavoazana nâinonâinona karazany dia manan-jo aminâny fanarenana sy/na fanomezana tamby avy aminâny Fanjakana ka ny fombafomba aminâizany dia ho feranâny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy) ;
27. Hisy Tahirim-pirenena momba ny Firaisan-kina (FNS) hapetraka mba hanomezana tamby ny manan-jo aminâizany sy ny niharam-boina taminâny fahavoazana nihatra nandritra ny toe-draharaha ara-politika teo anelanelanâny 2002 sy ny vaninandro anaovana sonia izao Tondrozotra izao. Ny fiombonambe iraisam-pirenena dia antsoina hanohana izany Tahiry izany ;
28. Ny mpikambana ao aminâny Fiaraha-monim-pirenena Malagasy, izay ny Raiamandreny Mijoro, ny FFKM, ny CNOSC ary ny FINONA no miandraikitra ny fizohina sy ny fanaraha-maso eto aminâny Firenena ny fampiharana izany Tondrozotra izany, mandra-pahatapitry ny vanim-potoana ny tetezamita. Aminâny fanatanterahana ny asany, angatahina izy ireo mba hitandro ny tsy fanaovany politika sy ny fivondronany. Ny fiombonambe Iraisam-pirenena dia antsoina hanohana ny fanamafisana ny fahafaha-manao aminâizany fomba fitondrana eto aminâny Firenena izany ny fizohina sy ny fanaraha-maso ny fampiharana izao Tondrozotra izao;
29. Hisy Birao momba ny Fanelanelanana ao aminâny SADC hapetraka eto Madagasikara mba hanohana aminâizany ny fifanakalozan-kevitra eo aminâny Malagasy samy Malagasy sy ny fomba itondrana ny tetezamita, miaraka aminâny fanampiana ara-teknika avy aminâny Firenena Mikambana. Ny anjara asanâny Birao momba ny Fanelanelanana dia mifarana ny andro anaovana ny fandraisanâny Filohanâny Repoblika vaovao fahefana, izay manamarika ny fiafaranâny tetezamita ;
30. Izao fanekena izao dia manafoana sy manolo ny fanekena rehetra noraisina sy na nosoniavina tany aloha mikasika ny tetezamita eto Madagasikara ;
31. Tsy misy na dia iray aza paika arahina aminâny tsy fahafahana miasa na fanonganana ny Filohanâny Tetezamita, na fitsipaham-pitokisana atao aminâny Governemantanâny Tetezamita, na fepetra fandravana ny Parlemantanâny Tetezamita azo tanterahina mandritra ny tetezamita ;
32. Ny fifanolanana rehetra aminâny fivoasana sy ny fampiharana ireo fepetra voalazanâizao Tondrozotra izao dia atolotra ho dinihinâny Mpanelanelana ao aminâny SADC ho fehin-kevitra.
IV. Fomba fitondrana ny Fanatanterahana sy ny Fampiharana ny Fifanarahana
Aorianâny fametrahana tanteraka ny Governemantanâny Tetezamita ho aminâny Firaisam-pirenena, ny Parlemantanâny Tetezamita ary ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny Fifidianana tsy mitanila, iarahana ary ifanarahana, ary koa ny fandraiketana fifanarahana aminâny Tondrozotra aminâny vanim-potoana tetezamita, ny SADC sy ny Firaisam-be Afrikana dia manainga mavesatra ny fiombonambe iraisam-pirenena handray ireto fanekena manaraka ireto :
33. Ny fametrahana ny Birao momba ny Fanelanelanana ao aminâny SADC eto Madagasikara mba hanohana aminâizany ny fifanakalozan-kevitra eo aminâny Malagasy samy Malagasy sy ny fomba itondrana ny tetezamita. Manoloana izany, ny Firenena Mikambana dia antsoina hitondra ny fanampiana ara-teknika, ara-pitondran-draharaha ary ara-bola ny Mpanelanelana ao aminâny SADC ;
34. Fankatoavana iraisam-pirenena ny Filoha sy ny Governemantanâny Tetezamita eto Madagasikara, aorianâny fametrahana ireo Andrim-panjakana ao aminâny tetezamita iarahana sy ifanarahana ;
35. Ny SADC sy ny UA dia mangataka aminâireo mpiara-miombonâantoka eo aminâny Firenena roa tonta sy eo aminâny Firenena maro aminâny Madagasikara ny hitondrana, ao anatinâny fanajana ny paika arahiny avy, ny fanohanany aminâny endrika maro ny Andrim-panjakana ao aminâny tetezamita ifanarahana sy iarahana, indrindra ny Governemantanâny Tetezamita, ny Kongresinâny Tetezamita, ny Filankevitra Amboninâny Tetezamita ary ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny Fifidianana sy ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy) ;
36. Ny SADC, Ny Firaisambe Afrikana, ny Firenena Mikambana, ny OIF, ny COI ary mivelatra kokoa aminâireo mpiara-miombonâantoka rehetra voakasika dia manaiky hitondra ny fanohananâizy ireo ara-politika, ara-pitaovana, eo aminâny lafiny fampitaovana ary ara-bola aminâio fifanakalozan-kevitra io ary aminâny fomba itondrana ny tetezamita, mba hiantoka ny tetezamita tsy misy fifandonana mitondra any aminâny fifidianana azo itokiana, malalaka, marina ary mangarahara ;
37. Aminâizany, Ny Firenena mikambana dia hametraka ny birao fanohanana aminâny Fanelanelanana ataonâny SADC aminâny ezaka fanohizana ny fifanakalozan-kevitra eo aminâny Malagasy samy Malagasy, aminâny fandaminana ny fifidianana, ny fampihavanam-pirenena ary ny fanamafisanâorina ny fandriampahalemana ;
38. Fanomezana ny fanampiana ara-bola, ara-teknika, ara-pitoavana ary fampitaovana aminâny fizotry ny fifidianana ;
39. Eo ambany fitarihanâny Ekipanâny Fanelanelanana ao aminâny SADC, tohananâny Firenena Mikambana, Ny fiombonambe iraisam-pirenena no hiandraikitra ny fizohina sy ny fanaraha-maso iraisam-pirenena aminâny fanatanterahana ity Tondrozotra ity, aminâny fiaraha-miasa miaraka aminâireo mpanao politika eto aminâny Firenena sy Iraisam-pirenena manan-danja ;
40. Ny SADC sy ny Firaisambe Afrikana dia mangataka ny fiombonambe iraisam-pirenena mba hanaiky aminâny fandefasana ireo mpanara-maso iraisam-pirenena aminâny fifidianana solombavambahoaka sy Filoham-pirenena ;
41. Fampihantonana sy fanalĂ na miandalana ary arahina fepetra ireo sazy apetraka eto Madagasikara arakaraky ny fanatanterahana ireo dingana ferana aminâity Tondrozotra ity ;
42. Ny mpiara-miombonâantoka dia handinika ny fahafahana mamerina indray ny fanampiany sy fiarahany miasa aminâny fampandrosoana, aminâny maha-olona, ara-bola ary ara-toekarena ;
43. Raha misy fandikan-dalĂ na bevava atao aminâity Tondrozotra ity ny mpiara-miombonâantoka dia handinika ny fahafahana mandray sazy atao aminâny mpandika lalĂ na na nanao sonia na tsia ity Tondrozotra ity izy ireo ;
44. Ny Mpanelanelana dia tokony hanohy ny fanarahana akaiky ny toe-draharaha, mitondra raha ilaina ny fanohanany sy ny fanamorana ataony aminâny Malagasy ary hanao tatitra ara-dalĂ na aminâny SADC, Ny UA ary ny fiombonambe iraisam-pirenena ny aminâny fivoaranâny toe-draharaha eto Madagasikara ;
45. Ny andininy faha 20 aminâity Tondrozotra ity dia hovakiana miaraka aminâny Filazana Fanazavana ao aminâny tovana izay ho zary ampahany manontolo aminâio Tondrozotra io ihany.
******************
(16 Septambra 2011)
FANAMBARANA NY ANDRAIKITRY NY KOMITINâNY MINISITRA AO AMINâNY RANTSAN-MANGAIKA (TROIKA AO AMINâNY CMO) ETO MADAGASIKARA
Ao anatinâny sehatry ny fikarohana aminâny fivoahana ny krizy eto Madagasikara sy ao anatinâny toe-javamisy aminâny Fanapahan-kevitry ny Fivoriana an-tampony Tsy ara-potoana nataonâny SADC taminâny 20 Jona 2009 izay nanendrena ny Mpanelanelanâny SADC ho anâi Madagasikara ;
Mampatsiahy ny fanapahan-kevitra taty ao
riana taminâny Fivoriana an-tampony nataonâny SADC mikasika anâi Madagasikara noraisina taminâny Fivoriana an-tampony tany Windhoek taminâny volana Aogositra 2010, ny Fivoriana an-tampony Tsy ara-potoana nataonâny SADC tany Windhoek, tany Namibie taminâny volana Mey 2011, ny Fivoriana an-tampony natao tany Sandton taminâny 11 hatraminâny 12 Jona 2011 ary ny Fivoriana an-tampony natao tany Luanda taminâny 17 hatraminâny 18 Aogositra 2011 ;
Heverina tsara ny fehin-kevitra momba ny fiaraha-mitantana, tsy fombĂ na ny atsy na ny aroa, hifanarahana ary mangarahara izay tokony mitarika ny fizotry ny tetezamita mankany aminâny fifidianana malalaka, marina ary ara-drariny mba hitondrana ny firenena aminâny fanarahana ara-dalĂ na ny LalĂ mpanorenana ;
Mba hampisy lanjany ny votoatiny, ny lĂ lan-tsaina ary ny fiantefanâny Tondrozotra ho aminâny fivoahana aminâny krizy eto Madagasikara izay nankatoavina miaraka aminâny fanitsiana nataonâny Fivoriana an-tamponâny SADC tany Sandton ny volana Jona 2011 ;
Satria ankoatrâizany, ny Fivoriana an-tampony nataonâny SADC tany Luanda dia manamafy indray ny andraikiny aminâny fanohanana ny fizotry ny fanelanelanana eto Madagasikara ary manome ny fahefana ny Rantsan-mangaikanâny TroĂŻka, atrehanâny mpanelanelana ho anâi Madagasikara, aminâny hirotsahanâny mpanao politika aminâny fampiharana manontolo sy maika ny Tondrozotra araka izay nasiam-panitsiana nataonâny Fivoriana an-tamponâny SADC taminâny volana Jona 2011, mba ahitana ny vahaolana maharitra eto Madagasikara ;
Mahatsapa ny filĂ nâny vahoaka Malagasy aminâny fandraisana an-tĂ nana ny fomba arahina momba ny fifanakalozan-kevitra eto aminâny Firenena ary koa ny fomba itondrana ny tetezamita ;
Resy lahatra ny tsy maintsy hidirana aminâny fomba arahina aminâny fanamboarana indray na fandrafetana indray ny andrim-panjakanâny Tetezamita mba hiantoka ny fisoloan-tenanâ izy ireo ara-drariny ;
Mahatsapa fa ilaina ny itandroana sy itĂ nana ny lĂ lan-tsaina momba ny fihavanana sy ny kolontsaina momba ny fandeferana sy ny fampihavanana ilaina aminâny fanamafisana ny fandriampahalemana sy ny filaminana ary ny fitoniana mba hampitsaharana ny fijalianâny vahoaka Malagasy ary itondrana ny Firenena ho aminâny lĂ lanâny fampandrosoana maharitra ;
Manaiky ankoatra izany fa ilaina ny anarahana sy iandaniana aminâny fenitra sy fitsipika iraisam-pirenena ampiharina ;
Mba hitarihana ny fivoasana ny Tondrozotra sy hanamafisana ny fahefany mitondra ny fandriampahalemana sy ny fahombiazana eo aminâny vahoaka Malagasy, dia tokony hojerena akaiky ny feni-kevitra sy soatoavina filamatra izay ifotoranâny Tondrozotra ;
Mahatsapa ny tsy maintsy ilaina ho anâny SADC ny hanohizana ny hanohanana ny fizotry ny fanelanelanana eto Madagasikara ao anatinâizany ny fametrahana maika ny Biraom-pifandraisana ao aminâny SADC ;
Aminâny fanaovana sonia ny Tondrozotra, ny TroĂŻka, ampianâny Ekipanâny Fanelanelanana, dia hiasa aminâny fombafomba fampiharana azy, ao anatinâizany ny filazana fanazavana ao aminâny Tondrozotra.
NAVOAKANâNY TROIKA AO AMINâNY KOMITINâNY MINISITRA AO AMINâNY RANTSA-MANGAIKA MIARAKA AMINâNY FANEKENA SY NY FANOHANANâNY MPANAO SONIA REHETRA AO AMINâNY TONDROZOTRA.
MALAGASY NANAO SONIA ITY TONDROZOTRA AMINâNY FAMARANANA NY KRIZY ETO MADAGASIKARA, NY 16 SEPTAMBRA 2011 TAO AMIN'NY HOTELY "LE PAON D'OR" ANTANETIBE IVATO
ANTOKO/VONDRONA POLITIKA SOLONTENA NANAO SONIA
AREMAÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â VAOVAO Benjamin
FIREHANA HAFAÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â VONINAHITSY Jean EugĂšne
ESCOPOLÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â RAMANANTSOA R. Benjamina
HPM                               NDREMANJARY Jean André
MDMÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â RAJAONARIVELO Pierrot
MONINA/UAMADÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â MONJA ROINDEFO Zafitsimivalo
ANKOLAFY RATSIRAKAÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Tsy misy
ANKOLAFY RAVALOMANANAÂ Â Â Â RAKOTOARIVELO Mamy
ANKOLAFY ZAFYÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â RAKOTOVAHINY Emmanuel
TGVÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â RAKOTOMAVO Lanto
UDR-CÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â MARSON Evariste
MPANAO POLITIKA IZAY NANAIKY NY HANOHANANA NY TONDROZOTRA
ANTOKO/VONDRONA POLITIKA SOLONTENA NANAO SONIA
GMMR                                       Yves Aimé RAKOTOARISON
TIMÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â RAHARINAIVO Andrianantoandro
Groupe Centriste                         SAHARAH GEORGET RABEHARISOA
Pacte Républicain                        ANDRIAMISEZA Alain
RDR MADAGASCARÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â PAULÂ MPODY
GJ3M
Groupement de Jeunes des Trois
Mouvances                                 MIAVSON Dauphin Daniel
EXOPOLESÂ Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â Â RABONIARISON Pascal
ESD Madagascar                          RABEARIVELO Tim Robinson
ASSIDU Madagascar                     RAMAROKOTO Julien
==========================================================
FILAZANA FANAZAVANA MIKASIKA NY PARAGRAFY 20
TAFIDITRA AOÂ AMIN'NY TONDROZOTRA
Ao anatinâny sehatry ny fe-potoana iasana nomenâny Fivoriana an-tampony nataonâny SADC tany Sandton sy nohamafisina tany Luanda ny 17-18 Aogositra 2011, ny TroĂŻka ao aminâny SADC dia nanolotra ny rijan-teny manaraka etoana ho an'ny paragrafy 20 ao aminâny Tondrozotra :
Ny Fahefana Avonâny Tetezamita (HAT) dia tokony hamela ny Olom-pirenena Malagasy rehetra nanao sesitany noho ny antony ara-politika hiditra eto Madagasikara tsy misy fepetra, anisanâizany Andriamatoa Marc Ravalomanana. Ny HAT dia tokony hiantoka ny fiarovana ireo malagasy rehetra nanao sesitany niverina an-tanindrazana.
Ny HAT dia tokony hamolavola sy hamoaka hampanan-kery haingana ny lalĂ na ilaina, tafiditra aminâizany ny lalĂ na momba ny famotsoran-keloka, mba hiantohana ny fahalalahana ara-politika ho anâny Olom-pirenena Malagasy rehetra ao anatinâny fomba iarahana mitantana ny tetezamita,  mitondra mankany aminâny fanaovana fifidianana malalaka, marina ary azo itokiana.
Ny TroĂŻka dia maniry hitondra ny fivoasana manaraka etoana ny aminâny teny hoe â tsy misy fepetraâ voalaza ao aminâny fanapahana taminâny Fivoriana an-tampony nataonâny SADC :
1.  Ny feni-kevitra sy ny soatoavinâny SADC dia tsy manaiky ny tsy maty manota. Ny teny hoe "tsy misy fepetra" dia mihatra aminâny hevitra momba ny fahalalahana hiditra eto Madagasikara ho anâny olom-pirenena Malagasy rehetra nanao sesitany noho ny antony ara-politika. Izany dia milaza fa tsy misy mihitsy fepetra ara-pitondran-draharaha sy ara-politika azo ampiharina mba  hamerana na hanakanana ny fahalalahanâizy ireo hiditra eto aminâny Firenena.
2.  Araka izany, âtsy misy fepetraâ dia tsy midika na tsy milaza ho anâny olom-pirenena Malagasy niverina an-tanindrazana ny fanafoanana ny fanenjehana ara-pitsarana na aminâny fanamaivanan-keloka.
3.  Ny feni-kevitra sy ny soatoavinâny SADC dia mifototra aminâny fanajana ny maha iray tsy anombinana ny tany sy ny maha masi-mandidy ny Firenena mpikambana. Ny SADC dia manaiky sy manaja ny fahaiza-manao, ny fahamarinana ary ny fahaleovantenanâny rafi-pitsaranâireo Firenena mpikambana ao aminy. Ny SADC dia tsy manana fahefana hisalovana na hanafoana ny fanamelohana ara-pitsarana sasantsasany nataonâny Fitsarana ao aminâny Firenena izay ao anatinâny Firenena mpikambana.
4.  Ny SADC dia tsy manoritra na tsy mamaritra ny fitarana na ny ao anatinâny lalĂ na momba ny famotsoran-keloka ao aminâny Firenena mpikambana. Fari-pahefanâny manam-pahefana mahefa ao aminâny Firenena mpikambana ao aminy ny miady.