]
Les quotidiens du 27 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Madagasikara. Andao hiaro ny nosy malagasy manodidina !

Madagasikara. Andao hiaro ny nosy malagasy manodidina !

 

 

FANTARO NY TANINAO ARY AROVY NY FANANAO

 

 

Ny Voamiera Mpanomanana ny Hetsika

NOSY MALAGASY MANODIDINA

Dia faly manasa anao handray anjara mavitrika amin’ny

FAMELABELARANA ARAHINA ADIHEVITRA momba ireo Nosy Malagasy manodidina an’i Madagasikara izay atao ao amin’ny Efitra CEMDLAC Analakely(ankilan’ny Hôtel PLAZA) ny sabotsy 13 Desambra 2014 amin’ny 2 ora sy sasany.

Mpanao vela-kevitra: Profesora isany RANJEVA Raymond sy RANIRIHARINOSY Harimanana.

Saro-bidy ho anao sy ny taranaka fara-mandimby ny hevitrao satria fantaro fa raha tsy mijoro ianao izay manam-panahy dia hanjaka foana ireo jiolahy !

Ndao ary hifampizala sy hifampiera hiaro ny fananantsika Malagasy.

Fifandraisana:

032 49 616 77 – 0 33 21 204 60 – 034 84 604 18

 

Mis Ă  jour ( Mercredi, 10 DĂ©cembre 2014 04:10 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...