]
Les quotidiens du 27 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Ambohimanga Rova. FIAMA: Nadine Ramaroson for ever

Ambohimanga Rova. FIAMA: Nadine Ramaroson for ever

Ny Asabotsy 07 Marsa 2015 maraina, no andro voatokan'ny Firaisankinan'ny Andriambavilanitra Malagasy (FIAMA) eto Analamanga, nankalazàna ny fetin'ny 08 Marsa, izay notarihin'ny Filoham-boninahiny Rtoa Odette Ramaroson, renin’i Nadine. Izao manaraka izao ny praograma tamin’io andro io:


- Fametrahana voninkazo teny amin’ny fasan'ny mpanorina ny Fikambanana, dia ny Ministra Nadine Ramaroson, teny Ambohimanga-Rova, no nentina nanamarihana izany, ka nahitàna solon-tena avy eto an-drenivohitra sy avy any amin’ny Faritra.

- Nisy arak'izany, fotoam-pivavahana fohy, notohizana tamin’ny fiaraha-manala hetaheta sy sakafo maivana, niarahana tamin’ny  fianakaviana.

- Nisy ihany koa fizaràna savony sy « calendriers » ho an'ny mpikambana.

- Mpitatitra: fiaran'ny savonnerie tropicale no nitatitra ireto mpikambana izay mbola miezaka hanohy hatrany ny tarigetran'ny ministra Nadine Ramaroson, momba ny fanatsarĂ na ny sĂ´sialim-bahoaka ireto.

*******************************


Le « FIAMA » (« Firaisankinan'ny Andriambavilanitra Malagasy » - Solidarité des Femmes Malagasy) a célébré la Journée internationale de la Femme (08 mars de chaque année) le 07 Mars 2015, dans la matinée, sa présidente d'honneur, Odette Ramaroson, mère de Nadine. Le programme a été le suivant :

- Ambohimanga Rova Antananarivo : Dépôt des gerbes à la tombe du feue Nadine Ramaroson (ancien Ministre de la population, décédée en pleine mission  commandée et Fondatrice de l'association), par quelques femmes représentant leurs associations respectives Analamanga et d'autres régions.

- Cocktail offert par la famille, suivi d'une distribution savons et calendriers offerts par la savonnerie tropicale

- Transporteur : Savonnerie tropicale.

Mis Ă  jour ( Jeudi, 19 Mars 2015 08:54 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...