]
Les quotidiens du 27 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Madagascar. Des essaims de criquets migrateurs signalés dans la région Bongolava

Madagascar. Des essaims de criquets migrateurs signalés dans la région Bongolava

Lutte antiacridienne à Madagascar

Des essaims de criquets migrateurs signalés dans la région du Bongolava

 

Quoi ? Des essaims de criquets migrateurs de taille petite à moyenne, ont été signalés à Tsiroanomandidy et se déplacent vers l’est.

Qui ? La FAO mène actuellement des opérations de prospection aérienne dans la région du Bongolava afin de localiser précisément et délimiter ces populations acridiennes essaimantes, pour ensuite réaliser les traitements adéquats.

Quand ? Le 19 mars 2015.

Où ? Région du Bongolava.

Antananarivo, 20 mars 2015. Des criquets, sous forme d’essaims de taille petite à moyenne, ont été signalés à l’ouest de Tsiroanomandidy et se déplacent vers l’est. La FAO mène actuellement des opérations de prospection aérienne dans la région du Bongolava afin de localiser précisément et délimiter ces populations acridiennes essaimantes, pour ensuite réaliser les traitements adéquats.

Toutefois, malgré la qualité de l’expertise technique et l’engagement des équipes déployées sur le terrain dans le cadre du « Programme triennal de réponse à l’invasion acridienne », il faut rappeler que les fonds disponibles à ce jour ne permettent pas de couvrir les activités de la seconde campagne antiacridienne au-delà de fin mars 2015. Un financement de 6,1 millions USD est nécessaire dans l’urgence pour mener à son terme cette campagne 2014-2015. Si elle est interrompue faute de moyens financiers, une nouvelle recrudescence du Criquet migrateur malgache se développera, évoluant à plus ou moins court terme vers une nouvelle invasion. Tous les efforts et moyens engagés jusque-là seraient largement perdus. Enfin, la sécurité alimentaire et nutritionnelle des populations rurales de Madagascar serait alors à nouveau menacée, comme les programmes en cours de relance agricole, dans un contexte actuel déjà très fragilisé.


FAO MADAGASCAR

Ady amin’ny valala eto Madagasikara

Andiam-balala tsikaritra tany amin’ny faritra Bongolava

 

Inona ? Misy andiam-balala manidina madinika hatramin’ny antonony tsikaritra eny amin’ny manodidina ny faritra andrefan’ny Tsiroanomandidy ary mandroso miantsinanana ny fizotrany.

Iza ? Amin’izao fotoana izao, ny FAO dia manatanteraka fanaraha-maso an’habakabaka ireo valala ao amin’ny faritra Bongolava. Ny tanjona amin’izany dia ny hamaritana ny toerana marina misy azy ireo sy ny toetoetran’ireo andiambalala, mba hahafahana manao ny famonoana mifandraika amin’ny zava-misy avy eo.

Oviana ? 19 marsa 2015.

Aiza ? Faritra Bongolava.

 

Antananarivo, 20 marsa 2015. Misy andiam-balala manidina madinika hatramin’ny antonony tsikaritra eny amin’ny manodidina ny faritra andrefan’ny Tsiroanomandidy ary mandroso miantsinanana ny fizotrany. Amin’izao fotoana izao, ny FAO dia manatanteraka fanaraha-maso an’habakabaka ireo valala ao amin’ny faritra Bongolava. Ny tanjona amin’izany dia ny hamaritana ny toerana marina misy azy ireo sy ny toetoetran’ireo andiambalala ireo, mba hahafahana manao ny famonoana mifandraika amin’ny zava-misy avy eo.

Na dia eo aza anefa ny fahaiza-manao ara-teknika sy ny fahavononan’ireo teknisiana miasa ao amin’ny « Fandaharanasa momba ny ady atao amin’ny valala mandritra ny telo taona (2013-2016) », ampahatsiahivina etoana fa ny vola eo am-pelatanan’ny FAO ankehitriny dia tsy ahafahana manohy ny ady amin’ny valala mandritra ity taompamonoam-balala 2014-2015 ity aorian’ny faran’ny volana marsa. Famatsiambola mitentina 6,1 tapitrisa dolara amerikana no ilaina maika hahafahana manatontosa hatramin’ny farany ity taom-pamonoambalala ity .

Ny tsy fahitana an’io famatsiambola io dia hanery ny FAO hampiato ny Fandaharanasa, izay azo antoka fa hanome vahana indray ireo andiam-balala, ka mety hampirongatra ny fanafihan’izy ireo ato anatin’ny fotoana fohy. Ho very maina arak’izany ireo ezaka rehetra efa vita hatramin’izao. Ankoatr’izany, ny fanjariana ara-tsakafon’ny Malagasy eny ambanivohitra, izay mivelona amin’ny fambolena sy ny fiompiana, sy ireo tetikasa hanarenana ny fambolena dia samy ho tandidomin-doza avokoa, izay iaraha-mahita fa efa osa tokoa noho ireo loza voa-janahary izay nitranga tatoato.


FAO MADAGASCAR

Mis à jour ( Lundi, 23 Mars 2015 07:28 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...