]
Les quotidiens du 03 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche IMRA Ratsimamanga. Nahita fanafody manamafy ny hery fiarovana hiatrehana ny Covid-19

IMRA Ratsimamanga. Nahita fanafody manamafy ny hery fiarovana hiatrehana ny Covid-19

Antananarivo, 26 marsa 2020. Vokatry ny fikarohana nataon’ny "Institut Malgache de Recherches AppliquĂ©es" na IMRA Fondation Albert et Suzanne RAKOTO-RATSIMAMANGA ao Avarabohitra Itaosy, dia hita ankehitriny ny fanafody manampy ary manamafy ny hery fiarovana ao amin’ny vatan'olombelona, hiarovana amin’ny covid-19. Ity fanafody ity dia azo avy amin’ireo raokandro (zava-maniry atao fanafody na tambavy) misy eto amintsika ihany.


Efa natao andrana ny fanafody ary hita fa mahomby, ary nahazo alàlana avy amin’ny Fanjakana malagasy sy avy amin'ny OMS. Noho izany dia hotsinjaraina amin’ireo toerana fivarotam-panafody izy io mba hahafahan’ny rehetra manjifa azy.


Azo jifaina eny amin'ny
toerana fivarotam-panafody satria efa neken'ny Fanjakana malagasy sy ny OMS ihany koa.

Samia mankeny amina toerana fivarotam-panafody ary tsindrio tsara hoe : FANAFODY ATAO ARO TSIMOKA ARETINA (ATA) VOKARIN'NY IMRA

KIT PREVENTION : 27.000 ariary ary misy désinfectant sy savon ary hevoka 2 tavoahangy sy ATA sachet iray ny Kit.

ATA kosa : 3500 ariary


Vokatra lehibe tokoa ireto navoakan’ny IMRA ity, ary izao no manaporofo fa tena ilaina ary atao laharam-pahamehana ny fiarovana ny tontolo iainana sy ireo zava-maniry misy eto amintsika satria sady harena no miantoka ny fahasalamana ihany koa.

Andry Rakotonirainy

 
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...