Very olomanga ny Faritra Atsimo Atsinanana, indrindra fa i Vangaindrano. Satria nodimandry ny 11 Oktobra 2020 tao Manakara Andriamatoa Johnson Andrianahy dit Lendria.
Anarana : ANDRIANAHY
Fanampinarana : Johnson (Lendria)
Teraka taminâny 12 Desambra 1959 tao Antsirabe
Zanakâi Johnson Rachel avy (Nagnasa)
Sy Ravoniarisoa Honorine (Vohilava)
Nianatra tao aminâny EPP Nagnasa, nanohy tao aminâny CollĂšge Saint Vincent de Paul Farafangana
- Nahazo BEPC sy BACC tao aminâny LycĂ©e Sileny Paul tao Manakara
- Nanohy fianara tao aminâny UniversitĂ© Antananarivo-Ankatso, nianatra Sociologie ary nahazo ny DiplĂŽme DEA
- Nasondrotra ho Chevalier de lâOrdre National taminâny taona 2016
Manambady anâi Ramatoa RASOANJANAHARY Jacqueline, Dokotera.
Manana zanaka efatra :
- ANDRIANAHY Stella
- ANDRIANAHY Mahery
- ANDRIANAHY Onivolatiana
- ANDRIANAHY Tovohery
Manana Zafy iray :
- ANDRIANAHY Nathan
Ny asa nandraiketany :
- Directeur du CollÚge Luthérien Farafangana
- Niasa taminâny ODASE : 1989 - 1994
- Niasa tao aminâny FID Fianarantsoa: 1995 - 2000,
- Niasa tao aminâny FID Tamatave : 2000 - 2004
- Niasa tao aminâny FID Toliara : 2004 - 2007
- Chef de RĂ©gion Antsimo-Atsinanana : 2007 - 2009
- Directeur RĂ©gional PNUD : 2009 - 2010
- Niasa tao aminâny FID Toliara 2010 - 2017
- Niasa tao aminâny FID Manakara : 2018 - hatramin'izy nodimandry izao.
I ANDRIANAHY Johnson na i Lendria na iabanâny Stella dia lehilahy nijoro taminâny fahamarinana, olonâny fo, ankaiky ny olonâaby, fa indrindra ny fianakaviany.
Niasa tamina orinasa maro, misahana ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra.
Ny andro-piainany sy ny fahaizany dia natolony ho anâio Fampandrosoana io.
Tsy nataony ambanin-javatra ny Tanindrazany fa dia maro ny asa soa nataony ary dia very olo-manga isika, very azy.
Fa izy dia olo nampianatra zanaka ka ireo koa ny hanohy ny zava-bitany mba ho fampandrosoana ny Tanindrazana.
Zanakâi Vangaindrano i Lendria ka dia miara ory aminâny Fianakaviana ny Faritra Atsimo Antsinana aby sy izahay ato aminy madagate.org
Mandria am-piadanana Papa,
Mandria am-piadanana Zandry, hoy ny zokinao Alphonsine Razanavony
Mandria am-piadanana Zoky, hoy ny zandrinao Jozia Rachel Baonova Johnson, Norovao Johnson, Victorine Johnson, Andriamahafaly Johnson, Bao Razanatiana Johnson, Arnold Johnson, Rachel Johnson Junior, Doris Johnson.