]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Alain Michel Rasolofohery. Veloma leitsy Paparazzi, hoy Faly Rajaonarison

Alain Michel Rasolofohery. Veloma leitsy Paparazzi, hoy Faly Rajaonarison

Paparazzi... Iza moa letsy no naha Paparazzi an’ialahy raha tsy tao amin'ny « La Gazette » dia tsy iza izany fa i Maître sy Prezida ...?

Ankavian'ny sary, James Ramarosaona, Filohan'ny Holafitry ny mpanao gazety malagasy (OJM) teo aloha miaraka amin'Andriamatoa Koto Bernard, minisitry ny Tontolo iainana teo aloha. Izay karazana sary izao no naha Paparazzi an'i Alain Michel

Ialahy ilay tonga dia mahavita mitsoriaka rehefa maka sary, ialahy ilay mahavita maka « angle » tsy hitan'ny bandy rehefa ihany koa.

Tsy ho ary voatanisa leitsy ry Alain Michel Rasolofo ny mamy niarahana... Satria tena ory ny fo. Lahatr'Andriamanitra, hoy ny andaniny... Hetraketry ny fiainana kosa, hoy ny ankilany...

Paparazzi sy ny fakan-tsariny manoloanan'ny rehetra tamin'ny hetsika nanoherana ilay "Code la Communication" Andrianjato, ny 30 Jona 2016. Taona 2020 vao nandresy ny tolona na dia nisa-bazana izay tsy izy ny mpanap gazety...

Mitamberina ao an-tsaina vetivety ireny fotoana ireny... Soa fa nisy ireny... Ho fahatsiarovana mba navelan'ialahy, fa raha ny ngidin'ity aretina ity no eritreretina dia efa ela angamba ny be sy ny maro no namoy fo.

Mandalo ny eto leitsy. Mandalo tokoa. Veloma ialahy. Mandria am-piadanana.

Mampamangy any amin-dry Razaka, Lalou, Rado, Carl, Mox, Ra-Sa, Aimée, Franck, sy ny akama rehetra efa nialoha làlana rehetra any leitsy ah.

Ny fahitan'i Paparazzi an'i Rossy an-tsehatra

Mankahery ny vady aman-janak'ialahy, ny fianakaviana ary ny namana rehetra ao amin’ny « La Gazette de la Grande île ».



Faly RAJAONARISON

Mis Ă  jour ( Samedi, 24 Avril 2021 06:33 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30