]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Rasolonjatovo Honoré. Solombavambahoaka nandao antsika teo amin’ny faha-66 taonany

Rasolonjatovo Honoré. Solombavambahoaka nandao antsika teo amin’ny faha-66 taonany

Ity misy fanambaran’i Rasolonjatovo Honoré tsara ho tadin’ny Tantaran’i Madagasikara sy ny taranaka fara aman-dimby :

« Nanomboka ny taona 1988 tany aho dia efa nahatsapa fa mikorosofahana isika satria nanomboka teo amin’ny antsoina hoe “libéralisation” dia toy ny hoe mandehana manao izay tiany atao. Tsy misy firy intsony ny fanajàna lalàna. Tsy misy mandray lesona ireo filoha nifandimby. Ny ao ambadiky ny hetsika misy rehetra hatramin’izao dia ny hoe ahoana no fomba handrodanana ny fitondrana misy ? Matetika tsy mahandry ilay 5 taona izahay mpanao politika ary izay no antony ilazako hoe tokony hitady fomba fanaovana politika maoderina amin’izay isika … ».

Marihina f’efa tamin’ny taona 2003, tao Faratsiho, i Rasolonjatovo Honoré no voafidy Solombavambahoaka tsy ankiato. Izany hoe nanditran’ny 20 taona.

Amin'ny anaran'ny mpiara-miasa ato aminy madagate dia miara-ory aminareo fianakavian’i Rasolonjatovo Honoré sy mitondra ambavaka anareo.

Mandria am-piadanana Papa Solo.

Jeannot Ramambazafy

Mis à jour ( Samedi, 11 Novembre 2023 08:10 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30