]
Les quotidiens du 23 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

Ivandry, 14 juin 2024. Comme l’affiche l’indique ci-dessus, c’est sur le parking du « Trade Tower », qu’a eu lieu la cérémonie de clôture de la formation des femmes étudiantes en coupe et couture. Mais aussi confection de serviettes hygiéniques lavables.

 

En fait, il s’agit de la 3ème promotion d’un programme conjoint WMG-Inner Wheel Madagascar, réussi avec brio et sanctionné par un certificat attestant de la compétence de ces femmes étudiantes et des connaissances qu’elles ont acquises dans le domaine de la coupe et de la couture.

Mais une photo valant mille, en voici une trentaine... L’équipe de madagate félicite toutes ces dames de l’Inner Wheel, du WMG et les récipiendaires pour qui l’avenir leur ouvre les bras…

Arahabaina daholo ianareo Andriambavilanitra e !

Extraits de l'interview en malagasy de Fiona Andriampeno, Présidente de l’Inner Wheel Antananarivo :


« Raha tsiahivina dia ilay fiofanana izay niarahana amin’ny WMG sy ny Winner Club d’Antananarivo, dia fampiofanana vehivavy amin’ny resaka zaitra. EO ihany koa ilay fanaovana « serviettes hygiéniques lavables ». Telo volana ny fiofanana, dia sivy volana izany ireo « mpianatra » enim-polo eo no nianatra nandritra izay sivy volana izay. Roampolo isaky ny telo volana no navoaka izay tsiahivina fa ny 6 marsa teo dia namoaka mpianatra telo polo mahery teo izahay. Androany izany dia mamoaka ny andininy farany izahay, miisa mpianatra roampolo ».

Manao ahoana ny mikasika ny lalan-barotra ?

« Mikasika ny « insertion professionnelle » dia ny ankizy no mitady ilay asa. Fa raha ohatra misy azo hanampiana azy ireo dia manatona anay na miantso anay izy dia hampianay amin’ilay fitadiavana asa. Ny « critère de sélection » an’ilay mpiofana dia ny ankizy tena marefo no raisinay « en priorité ». Ireo vehivavy ireo, na vehivavy niala tamin’ny fianarana na efa renim-pianakaviana nitady fiofanana amin’ny zaitra hitadiavany asa hampidi-bola ho azy ».

Vita atreho ve izany ilay « formation » ?

« Ny « formation » tsy vita hatreo, ny an’ny Winner Wheel tsinona anisan’ny action « pérenne » izy ity. Dia misy foana. Vita indray ireto dia hisy indray ny manaraka, amin’ny juillet. Misy foana isaky ny telo volana ka. Ety ny « atelier de couture »-ny Winner Wheel dia eto Antananarivo ny mpianatra no mianatra. Roampolo isaky ny miditra. Dia rehefa vita ny telo volana dia miditra indray ny telo volana manaraka, dia miditra indray ny roampolo vaovao. Fa ny WMG no mitsahatra amin’ity « promotion » farany ity ny fiarahany miasa amin’ny Winner Wheel fa hahalehotena kely izahay (…).

En ce qui concerne le WMG, sa Présidente, Fiona Tsiranana, n'ayant pas été présente ce jour -une absence excusée-, c'est la Vice-Présidente, Josiane Ralambotsirofo, qui a co-présidé la cérémonie avec Finaritra Andriampeno. Enfin, voici un message des Dames du WMG :


Reportage de Jeannot Ramambazafy et Andry Rakotonirainy

Mis Ă  jour ( Samedi, 15 Juin 2024 15:22 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...

 

RAMANAMBITANA Richard Barjohn. Ny Ferapara fodiany mandry, ny 12 Septambra 2024

 

Beijing. Intervention du Président Andry Rajoelina, lors de la Table ronde sur le Développement économique Madagascar-Chine 2024