]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos Jacky Joachim. Nanitsy ny "fiarahana" tamin'i Marc Randrianisa

Jacky Joachim. Nanitsy ny "fiarahana" tamin'i Marc Randrianisa

SARY LEHIBE ETO

Taorian'ny nivoahan'ilay lahatsoratra mikasika an'ingahy Marc Randrianisa ilay mpamerin-keloka vonona hanao"attentat" indray (ETO), dia nahavoaray vaovao aho ny alin'ny sabotsy 24 jolay 2021 : nanoratra tamiko i Jacky Joachim ary nanazava fa tsy nahalala mihitsy ny zavatra ("activités politiques") ataon'i Marco izy no tsy miditra izany sehatra politika izany mihitsy fa «"Dance sy "Music" ihany ka». Nanontaniako i Rossy fa dia hoy izy : « Namako mpiara-mandihy amiko tamin'ny andron'i Tsilavina Ralaindimby i Jacky ary tsy mbola niditra politika. Countryman mpandihy izy ary nahazo loka maro foana ». Ary dia ireo ambony ireo tokoa ny sary manaporofo izany.


Nanambara ihany koa i Jacky Joachim fa ny nahafantarany an'i Marc Randrianisa dia amin'ny maha rain'i Tiavo azy. Izay ihany.

Marco Randrianisa sy Hery, ramatoa tena "fanatique" an'i Marc Ravalomanana mihitsy. Zony izany ka... Fa tokony tsy mifamitaka e ! Tsy ho voatery -ary tsy azo terena- ho zanak'i Dada daholo ny Malagasy any ampitan-dranomasina any

Raha izany dia azo lazaina fa voajonon'i Hery ry Jacky Joachim ka ny lazany no hanambarana avy eo fa efa miaraka aminy sy io Marco io ny Malagasy maro any ampita eo amin'ny tontolon'ny zava-kanto. Fomba fiadin'inona re izany e ?!



TSINDRIO ETO

Mpomba an'i Marco mpamono lolo daholo koa izany ireo olona eo ambany ireo ?! Revin-gadran'olona efa nigadra noho ny nanafiany ny ambasady malagasy tao Paris, niaraka tamin'ny GTT, ny taona 2009.



Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Dimanche, 25 Juillet 2021 10:02 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30