]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos Madagasikara, Andron’ny Vehivavy 2022. Ao Antsirabe, ny 08 Marsa

Madagasikara, Andron’ny Vehivavy 2022. Ao Antsirabe, ny 08 Marsa

Tompokolahy sy Tompokovavy,

Manoloana ny faharatsian’ireo foto-drafitr’asa izay efa marefo nohon’ny takaitra izay navelan’ny rivo-doza Batsiraï sy ny andro ratsy efa manambana amin’iny Faritra Atsimo Atsinanana iny, sy mba ho fisorohana ny voka-dratsy izay mety aterak’izany amin’ireo mpandray anjara amin’ny Fankalazana Nasionaly ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy izay saika hankalazaina tao amin’ny Distrikan’i Manakara, Faritra Vatovavy,

Izahay Ministeran’ny Mponina sy ireo Komity Mpanomana ny 08 Marsa 2022 dia maneho ny fialan-tsiny lehibe amintsika Vehivavy Malagasy tsy vaky volo rehetra, indrindra fa isika aoamin’ny Distrikan’i Manakara, satria voatery novana ao amin’ny Distrikan’Antsirabe, Faritra Vakinankaratra, ny toerana hankalazana izany amin’ity taona ity.

Tiana anefa ny manamarina fa tsy misy miova ny fandaharam-potoana rehetra izay voafaritra tao anatin’ny tondro zotra izay efa nankatoavin’ny Filan-kevitry ny Minisitra.

Eo ampamanarana dia manantena ny fahatsapana avy amintsika rehetra ny mpanomana ny lanonana satria ny Fotoam-bita, hono, tsy mahaleo ny sampona, kanefa aleho misoroka toy izay mitsabo.

Misaotra, Tompokolahy, mankasitraka, Tompovavy./.

Mis Ă  jour ( Vendredi, 04 Mars 2022 08:17 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30