]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Monde malgache Communauté Malagasy Antananarivo. CJD sy ny Raharahampirenena. Adihevitra arahin-tsakafo

Antananarivo. CJD sy ny Raharahampirenena. Adihevitra arahin-tsakafo

Ny Filoha SOLO NORBERT ANDRIAMORASATA eo faran'ankavia eo amin'ny sary


VONDRON’NY MPANAO GAZETY ZOKIOLONA

FANASANA

Voninahitra ho an’ny Vondron’ny Mpanao Gazety Zokiolona na Club des Journalistes Doyens izay tarihin’ny Filoha SOLO NORBERT ANDRIAMORASATA ny manasa antsika rehetra hanatrika ny Adihevitra arahin-tsakafo ao amin’ny INPF Mahamasina ny atoandron’ny Sabotsy 25 Novambra 2017.

Hifantohan’ny Adihevitra ny Raharahampirenena amin’ny alalan’ny fifanakalozankevitra hiainga amin’ireto fanontaniana ireto :

- Inona no andrasan’ny Vahoaka amin’ny Mpitondra Fanjakana ?

- Inona no andrasan’ny Mpitondra Fanjakana  amin’ny Vahoaka ?

Hanafana ny fotoana ombieny ombieny ny Tarika TAFASIRY KOLO KANTO izay vao nanamarika ny fahadimy taonany.

Koa tongava maro fa miandry antsika ny Firenena.


SOLO NORBERT ANDRIAMORASATA

FILOHAN'NY VONDRON’NY MPANAO GAZETY ZOKIOLONA

ANTANANARIVO faha - 14 Novambra 2017

Mis Ă  jour ( Vendredi, 17 Novembre 2017 01:48 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30