]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Monde malgache Communauté Malagasy Maurice Tsihiavonana. Notorian’ny fianakavian’Itompokolahy Maurice Rakotomalala

Maurice Tsihiavonana. Notorian’ny fianakavian’Itompokolahy Maurice Rakotomalala

Raha tsiahivina dia ny alin’ny 13 May hifoha 14 May 2018 dia hita maty nisy namono tao amin’ny « salon » ao an-tranon’i Maurice Tsihiavonana, mpanao gazety an etsy Nanisana Ambatobe, ny vatana mangatsiaka miosindrà an’i Maurice Rakotomalala.

Tsy mazava mihitsy hatreto ny tena antony nahafaty azy tao amin'io trano ambany io.


Noho izany dia nametraka fitoriana ny fianakaviany. Io ambany io ilay taratasy nalefa tany amin’ny Zandarimaria nasionaly mpanao famotorana ao Betongolo.


www.madagate.org

Mis à jour ( Mardi, 29 Mai 2018 18:43 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30