]
Les quotidiens du 03 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Andriamananoro-Maharante: Mikasika ilay «limogeage»

Andriamananoro-Maharante: Mikasika ilay «limogeage»

Roxy Antananarivo, 6 Marsa 2014. Nihaona tamin’ny mpanao gazety ireo solombavambahoaka MAPAR nilazalaza ny zava-misy farany mikasika ny fanendrena izay ho Praiminisitra voalohan’ity Repoblika faha-efatra ity.

Nararaotin’ny mpanao gazety io fotoana io nanontaniana an’i Augustin Andriamananoro sy Maharante Jean de Dieu, manakasika iny fandroahana tsy misy fepetra, tsy misy indrafo natoan’ny fitondrana Rajaonarimampianina.

Inona ny « réaction »-nao eo anatrehan’iny « limogeage » iny ?

« Inona moa ny réaction amin’izany fa ny olona nanao ilay « limogeage » no tsara ametrahana fanontaniana satria izy ihany no mahafantatra ny antony. Fa ny tenako manokana moa, hitanareo tsara fa : « Je suis un serviteur de la République », ary ny toerana rehetra hifandimbiasana. Rehefa manomboka mandray andraikitra amina toerana iray dia fantatrao fa misy fiandoahany ary misy fiafarany. Fa izaho dia mahafantatra fa mbola betsaka izay andraikitra aoriana ao mbola miandry ny tenako. Ka dia marary soa ho an’izay olona handimby ahy hahavita be, misimisy kokoa nohon’ny vitako eo amin’io toerana io (Ttf: Tale Jeneralin’ny OMERT) ».

Tsy mieritreritra ve ianao fa antony politika ?

«  Ianareo anie mahafantatra misimisy kokoa noho ny mpihaino, ianareo mpanao gazety angamba, amin’ny zavatra ohatr’izany. Satria, fantatrareo tsara fa ao anatina vanim-potoana manahirana isika izao, ary ny tenako, araka ny andraikitro maha “vice-président national” eo anivon’ny MAPAR, dia isan’ny mpitondra hevitra indraindray koa, eo amin’ny fandresen-dahatra maro samihafa. Ka angamba mety misy alaim-panahy ny sasany fa ny fandraisana izany fepetra izany dia mety hampiova làlana sns. Fa aminay dia ny tombontsoam-pirenena no zava-dehibe ary miroso amin’izany foana no tanjona ».

Izany hoe misy tsy fifanarahana eo aminareo sy ny Prezidan’ny Repoblika ?

« Angamba izy no tsara anontanianao. Izaho tsy manana olana amin’ny fa izy no hanontanio raha manana olana…».

Traduction en français

Quelle est votre réaction en regard de ce limogeage?

« De quelle réaction peut-on parler ? Mieux vaut poser la question à l’artisan de ce limogeage car il est le seul à en connaître la raison. En ce qui me concerne personnellement, vous devez savoir que je suis un serviteur de la République, et qu’un poste de responsabilité est toujours un relais ; Lorsque vous êtes appelé à prendre vos fonctions, vous devez savoir qu’il y a un début et une fin. Mais, je sais que d’autres responsabilités m’attendent ultérieurement. Aussi, je souhaite un meilleur succès à mon successeur ».

Vous ne pensez pas qu’il y a une raison politique ?

« Vous, journalistes, vous connaissez plus de choses que les auditeurs, en ce qui concerne ce domaine… Parce que vous savez que nous traversons, actuellement, une période difficile, que je suis le vice-président national au sein du MAPAR, et que, parfois, je suis partie prenante dans les négociations en cours. Mais certains pensent peut-être que le fait de me limoger changera le cours des évènements, etc. Or, pour nous, c’est l’intérêt de la Nation qui prime et nous ne dévierons pas de cet objectif ».

Cela signifie-t-il qu’il y a une mésentente entre le Président de la République et vous ?

« Peut-être que c’est à lui que vous devriez poser la question. Personnellement, je n’ai aucun problème avec lui. Il faudrait donc lui demander si, lui, il a des problèmes… »

**********************

Mety nanimba zavatra ve ilay fanapahan-kevitra tamin’ilay “Conseil des ministres” omaly…?

« Manao hoe ?… ».

Momban’Andriamatoa Augustin Andriamanoro. Mety misy fiantraikany amin’ilay “négociation” ve sa ?

« Eny e. Tampoka taminay aloha sady be dia be ny nalahelo fa entina amina fo spaortifa ilay izy. Ny saina no mandinika fa tsy ny fo. Dia mitady vahaolana foana izahay. Izay ilay izy ».

Traduction en français

La décision prise en Conseil des ministres d’hier, risqué-t-elle d’envenimer la situation ?

« A propos de ?... »

A propos de M. Augustin Andriamanoro. Cela aurait-il des impacts sur les négociations ou bien ?...

« Okay… Cela a été soudain pour nous. Et nombreux sont les gens qui ont été attristés, mais il faut le prendre avec l’esprit sportif et raisonner avec l’esprit et non le cœur. Aussi, nous sommes constamment à la recherche de solutions. Voilà... ».

Transcription et traduction : Jeannot Ramambazafy - 6 mars 2014

Mis à jour ( Jeudi, 06 Mars 2014 23:19 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décès du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes périodiques lavables pour les élèves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

Grâce Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la Fête des Mères 2024

 

Pentekôsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay…

 

«La Passion du Christ». Concert de Pâques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 à 15 heures en la Cathédrale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de Pâques, les enfants du Centre -des adolescents à présent!-, s’entra...