« Voalohany indrindra aloha dia zava-dehibe loatra ho an’ny vahoaka malagasy iray manontolo ny fankalazana izany hoe Repoblika faha-efatra izany. Ny antony dia satria miandrandra fandrosoana ny vahoaka malagasy ; miandrandra ny fiovan’ny fiainany ny isam-batan’olona isaky ny Malagasy. Fa ohatry ny somary tohana ary gaga ny tena ankehitriny rehefa hoe: na dia izany fankalazana izany aza dia natao andro fiasana izany andro hentina ankalazana izany fanovana fototra tiana najoro teto amin’ny firenena. Nefa dia nosehosehin’ny mpitondra ankehitriny, tsy norarahiny ny ezaka, ny « sacrifices » izay nataon’ny vahoaka mba hanajoroana izany repoblika vaovao izany.
Sahiko ny miteny sy milaza fa diso fanantenana tanteraka ny vahoaka malagasy ankehitriny. Malahelo ny vahoaka malagasy ; ranomaso, alahelo izany no iainana ankehitriny. Ka eto dia mahafinaritra ahy ny mahita: satria na tsy mitovy ny fomba fijery; na tsy mitovy ny foto-kevitra dia mila mifandray tà nana, mila mifanome tà nana mba hoentina anavotana ity firenena ity. Satria masina loatra ny Tanindrazana. Izay ny antony nanaovanay hoe : tsy maintsy ankalazaina ny andron’ny faha-11 Desambra na dia tsy te-ankalaza aza ny hafa. Raha i Andry Rajoelina no tsy tiana, tsy mampaninona. Fa raha ny vahoaka malagasy kosa no osehosehana, atao tsinontsinona, tsy ekeko, tsy eken-tsika ary tsy maintsy mijoro isika ».
« Mikasika ny fampihavanam-pirenena: tsy misy fampihavanam-pirenena vita, tsy afaka atao raha fampihavanam-pirenena ao anatin’ny fiatsaram-belan-tsihy. Rehefa tsy madio fo, rehefa tsy madio saina, rehefa tsy tia Tanindrazana ny olona te-hanao izany fampihavanam-pirenena izany dia zava-poana izany fampihavanam-pirenena izany.
« Ny antso ataoko ho an’ny rehetra, indrindra isaorako izay tonga namaly ny fanasana ka nanotrona androany dia tsotra: firenena no jerena; vahoaka no banjinina ary izany no fototra tokony apetraka hanohizana iny là lana iny. Izay mieritreritra fa any aoriana iny là lana iny, diso tanteraka izy: ny là lana no aloha anao foana ary ny là lana tsy afaka avilivilinao fa mivarina any anaty antsana ianao raha ohatra ka tsy mahatsiaro na tsy manaraka an’iny là lana iny ».
Au premier plan, de gauche à droite: Camille Vital, Andry Rajoelina, Saraha Georget Rabeharisoa, Jean-Louis Robinson, Hajo Andrianainarivelo
TRADUCTION
En premier lieu, la célébration de la IVème République constitue un évènement important pour l’ensemble du peuple malgache. La raison en est que les Malgaches aspirent au développement; chaque Malgache sans exclusive souhaite profondément un changement dans son train-train quotidien. Mais je m’aperçois avec stupeur, actuellement que même la date-anniversaire de cette IVème République n’a pas été déclarée jour férié, date censée avoir marqué le changement radical qui aurait du s’instaurer dans la Nation. Les dirigeants du moment l’ont avili, ils ont jeté dans les oubliettes les efforts et les sacrifices que le peuple a effectué et fait pour que cette nouvelle République puisse exister. C’est sans ambages que j’ose affirmer que le peuple malgache est profondément déçu actuellement. Le peuple est triste: larmes et tristesse résument leur vécu de nos jours.
Mais, aujourd’hui, je suis ravi de constater que malgré des divergences de vision; malgré des idéologies différentes, nous nous avons donné la main, nous avons ressenti le besoin de nous entraider pour redresser ce pays. Car la Patrie est sacrée. Et c’est pour ces raisons qu’il nous a été primordial de célébrer la date du 11 décembre malgré l’amnésie de certains qui ont la velléité de l’effacer de l’Histoire. Si c’est Andry Rajoelina que l’on déteste, la question n’est pas là . Mais si c’est le peuple que l’on avilit, que l’ont traite comme un moins que rien, c’est inacceptable et nous avons le devoir de monter au créneau.
En ce qui concerne la réconciliation nationale: elle ne pourra ni aboutir ni même se faire dans l’hypocrisie. Lorsque le cœur est endurci, lorsque l’esprit est embrumé, lorsque le patriotisme est aux abonnés absents chez les personnes qui s’engager dans cette réconciliation nationale, ce ne sera que poursuite du vent.
L’appel que je veux lancer -surtout à toutes les personnes venues en réponse à l’invitation qui leur a été adressée- est ceci: Il faut considérer essentiellement la Nation; il est primordial de se focaliser sur le peuple. Voilà les seuls fondements qui nous permettront d’avancer sur cette route (Ndlr: allusion aussi au chant évangélique, « Iny là lana iny », devenu hymne de la révolution orange, récemment bafoué publiquement par le président Hery Rajaonarimampianina). Ceux qui pensent que cette route se situe en arrière se trompe lourdement. Une route se profile toujours à l’horizon et elle ne peut être détournée, déviée, à moins de vouloir foncer directement dans un précipice, si vous ne suivez pas le tracé de cette route.
Traduction libre de Jeannot Ramambazafy – 11 décembre 2014