Raha eto Madagasikara aloha dia ho lazaina fa fidirana ao anaty fiainana manokana izany («vie privĂ©e») any ka na dia ny anaranâi Voahangy Rajaonarimampianina nomenâny ray aman-dreniny talohanâny nanambadiany anâity mpikaonty vola avy ao Antsofinondry ity aza dia tsy ampahafantarina ny vahoaka. Dia tsy misy miraika tokoa anie Ra-Malagasy fa olona tsy fanta-piaviana izany no mba «PremiĂšre Dame» eto. Kanefa izy irery ihany no manana izany hoe «Cabinet» izany eo anivonâny prezidansy eran'ny Afrika, ary tsy misy izany fepetra izany ao anaty Lalampanorenenan'ny repoblika hafa-4 eto Madagasikara. Io fiononĂ na io no mahatonga ny mpitondra manao izay saim-pantana hambotry anao. MiheverĂ tena daholo e !
Ka entiko ao Afrika ianareo androany mikasika ny vadina filoham-pirenena folo izay tsara indrindra, araka ny fijerinâny tranokala Naij.com. Tsy fantatra aloha hoe inona avy ny fepetra (« critĂšres ») nahatonga azy nisafidy ireto fa dia « anao ny safidy », hoy Jean Louis Rafidy izay.
06 Oktobra 2016
Nandika : Jeannot Ramambazafy
Avy ao aminy Naij.com