]
Les quotidiens du 02 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Madagasikara. Kongresy amerikana. 6 ny mpikambana tonga, nizaha ary hitsara ny zava-misy marina

Madagasikara. Kongresy amerikana. 6 ny mpikambana tonga, nizaha ary hitsara ny zava-misy marina

Mbola tsy nisy mpitondra mpandainga sy tsy miraharaha vahoaka toa ireto Hvm ireto mihitsy teto Madagasikara, hatramin’izay niainako. Ary efa ela nihetezana aho fa tsy zaza vao omaly akory. Manana ny tombontsoany eto tokoa aloha ny Etazonia, toa ireo firenena matanjaka rehetra aty Afrika. Kanefa, tsy misangy mihitsy ry zareo rehefa resaka fitondra tsara tantana (« Bonne gouvernance »), fanajana ny lalĂ na (« Etat de droit ») sy ny zon’olombelona (« respect des droits de l’Homme »), ny ady amin’ny kolikoly (« Lutte contre la corruption »), ary indrindra ny fahafahana maneho hevitra (« LibertĂ© d’opinion ») ka tafiditra amin’izany ny fahafahan’ny mpanao gazety (« LibertĂ© de presse ») sy ny fahafahana miteny an-kalalahana (« LibertĂ© d’expression »). Tsy adino ny fanajĂ na ny atao hoe Demokrasia.


AIza ho aiza ingahy Hery Rajaonarimampianina amin’ireo rehetra ireo? Ny sasany moa nanaovany propagandy nefa dia samy mahalala ny zava-misy daholo isika vahoaka malagasy monina eto an-tanindrazana. Ny 25 Janoary 2018 dia tapitra ny fe-potoana iasan’i Hery vaovao. Izany hoe, amin’io daty io tokony filoha voafidy indray no ho eo amin’ny fitondrana.


Tsy kisendrasendra ny nahatongavan’ireto mpikambana enina ao amin’ny Kongresy amerikana ireto. Taminy taona 2012 no nisy koa. Izany hoe herintaona alohan’ny fifidiana filoham-pirenena foana. Ao raha
 Ireto avy ary izy ireo fa miandry ny tatitra ho ataony rehefa tafaverina any Etazonia. Satria raha ny mpitondra no henoina dia manga foana ny lanitra e ! Mavandy avao !


Jeannot Ramambazafy – 18 Aogositra 2017

Mis Ă  jour ( Vendredi, 18 AoĂ»t 2017 15:39 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...