Tsy asiana resaka be fa dia ireo ny Vehivavy Malagasy miaro ny Fahafahana sy ny Fanambarany, izay nataon’i Ramatoa Christine Razanamahasoa Rakotozafy, Filoha vehivavy voalohan’ny Antenimierampirenena voafidy imasom-bahoaka.
Jeannot Ramambazafy - Harilala Randrianarison - Haja Randria