Tontosa ny Alahady 14 Janoary 2024, teny amin’ny Lapam-panjakana ao Iavoloha, ny fampahafantarana ireo ministra mandrafitra ny governemanta vaovao tarihin’ny Praiminisitra Ntsay Christian.
Ireto avy ny anarana sy ny toerana misy izy ireo tsirairay, araka ny Didim-panjakana laharana faha 2024-020 :