]
Les quotidiens du 26 Apr 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Antananarivo - Lycée Saint Louis Fikirizana Isotry : Nadine Ramaroson et Augustin Andriamananoro sur le terrain

Antananarivo - Lycée Saint Louis Fikirizana Isotry : Nadine Ramaroson et Augustin Andriamananoro sur le terrain

Vokatry ny fandalovan’ny andro ratsy (rambodanitra), ny voalohan’ny volana martsa lasa teo, dia lasa avokoa ny tafo ao amin’ny sekolin’ny Mompera ao Isotry, Antananarivo, dia ny Lycée Saint Louis Fikirizana izay niorina tamin’ny taona 1939 ary ny teny filamatra nanomboka teo dia : Fitsinjovana eo amin’ny lafin’ny finoana-Fifehezan-tena-Fianarana arahina Asa.

Suite au mauvais temps ayant amené une tornade, toute la toiture du Lycée Saint Louis Fizirizana d’Isotry, à Antananarivo, a été arrachée. Lycée qui a été construit en 1939 et dont la devise est : Piété-Discipline-Travail.

Noho izany voina nahazo ity sekoly ity izany, dia nisedra olana goavana ireo mpianatra maro satria tsy afa-mianatra noho ny tsy fisihan’izany tafo izany intsony. Vao nahare izany voina izany anefa ny mpitondra fanjakana mahefa dia naka andraikitra.


Face à ce désastre qui a stoppé net l’enseignement aux nombreux lycéens de cet établissement confessionnel, le pouvoir de transition a pris ses responsabilités.

Ary ny Zoma 11 martsa 2011 teo dia nidina tany an-toerana ny solontenany. Tonga nanome tànana ho fanarenana ity sekoly ity ary ny solontenan’ny fitondrana Malagasy izay nahitana ny Mpanolontsaina manokanan’ny Filoha Andry Rajoelina, Andriamatoa Augustin Andriamananoro (mpianatra tato amin’ity sekoly ity rahateo); ny Minisitry ny Mponina sy ny Raharaha sosialy, Ramatoa Nadine Ramaroson ary Tomponandraikitra ambony avy ao amin’ny BNGRC (Birao nasionaly misahana ny fandrindrana ny voina ara-boajanahary).


Ainsi, le vendredi 1 mars 2011, leurs représentants sont descendus sur le terrain. Il s’agissait d‘Augustin Andriamananoro, Conseiller spécial du Président Andry Rajoelina ; de Nadine Ramaroson, Ministre de la Population et des Affaires sociales ; de hauts responsables du BNGRC (Bureau national de gestion des risques et des catastrophes naturelles).

Inona avy moa ireo fanampiana ireo? Tafo fanintso miisa 120 avy amin’ny minisiteran’ny Mponina; tafo fanitso 200 avy amin’ny BNGRC. Teo koa ny fantsika maro dia maro, ny savony hisasan’ireo mpianatra ny tànana… “Voin-kavana mahatratra tokoa ka fotoan-tsarotra toy izao no tena ahfantarana ny tena namana”, hoy indrindra ny Andriamatoa Augustin Andriamananoro, zanak’ity sekoly ity, araka ny voalaza etsy ambony.

Au micro, Augustin Andriamananoro

L’aide consiste en 120 tôles de la part du ministère de la Population; 200 tôles du BNGRC ; divers accessoires de construction tels des pointes et des clous ; du savon pour l’hygiène corporelle des lycéens… « C’est ces moments difficiles que l’on reconnaît ses véritables amis, dans le pur respect de la culture malgache qui est de secourir spontanément ceux qui sont dans le besoin », a souligné Augustin Andriamananoro, ancien élève de ce lycée d’Isotry.

“Ny Fitondrana Tetezamita dia miezaka hatrany hisahana ny vahoaka, ka na iza na iza mitady vonjy dia ampiana, araka izay eo ampelantanana. Tsapa fa mbola tsy ampy ny natolotra, kanefa hiezaka hitady ny fanampiny”, hoy kosa ny Minisitry ny Mponina. Ny hafatra napetrany ho an’ireo mpianatra kosa dia ny fampahatsihavina fa ny fianarana no voalohan-karena ka ilaina ny… Fikirizana.

Au micro, Nadine Ramaroson


“Le Pouvoir de Transition s’efforce, dans la mesure du possible, de régler les problèmes de la population. Nous sommes là pour répondre à ses besoins selon les moyens que nous avons en possession. Nous sommes conscients que ce que nous apportons n’est pas suffisant. Cependant, nous allons chercher et trouver d’autres moyens pour compléter le manque », a déclaré, pour sa part, la Ministre de la Population. Puis Nadine Ramaroson a rappelé le message suivant aux lycéens : les études constituent votre première richesse. Cela demande de la… persévérance (« Firikirizana » signifiant effectivement persévérance en malgache).

Ankoatra ireo fitaovana fanarenana ireo dia nanolotra vola roa hetsy ariary hividianana ny kojakoja madinika ilainan’ny mampianatra ho an’ny mpianatra, ny mpanolotsaina manokana ny Filohan’ny Tetezamita.

A part ces matériels, le Conseiller spécial du Président de la Transition a remis la somme d’un million d’anciens francs (« roa hetsy ariary ») pour l’achat de divers matériels destinés aux enseignants afin d’améliorer les performances de leurs élèves.

Textes : Jeannot Ramambazafy

Photos : Andry Rakotonirainy

Mis à jour ( Jeudi, 17 Mars 2011 07:03 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

«La Passion du Christ». Concert de Pâques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 à 15 heures en la Cathédrale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de Pâques, les enfants du Centre -des adolescents à présent!-, s’entra...

 

Président Andry Rajoelina 2024. Firarian-tsoa sy Faniriana – Vœux et Souhaits

 

Antananarivo. VIDEO DU CONCERT de l'Orchestre de l'Orphelinat Saint Paul. Concert de Noël du 17.12.2023

 

Antananarivo HWPL. 2è Édition de la Symphonie de la Paix avec l'Orchestre de l’Orphelinat Saint Paul

 

Andry Rajoelina Filoham-pirenena. Didim-pitsarana laharana faha 08-HCC/AR tamin’ny 1 desambra 2023 anambaràna ny vokatra ofisialin’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika

 

Wednesday Morning Group Madagascar. Le Bazar de Noël de son 60è Anniversaire

Qu'est-ce que le Wednesday Morning Group ? Le Wednesday Morning Group (WMG) a été créé en 1963 par un group...

 

Rasolonjatovo Honoré. Solombavambahoaka nandao antsika teo amin’ny faha-66 taonany

 

Madagascar. Élection présidentielle du 16 novembre 2023. Mme Christine Razanamahasoa piétine l'article 5 de la Constitution, stipulant, entre autres que "la Souveraineté appartient au peuple" et non à sa plateforme de bras cassés politiques

 

FILOHA ANDRY RAJOELINA, 2019-2023. FANTARO NY ZAVA-BITANY MARO LAVITRY NY LAINGA SY NY TSAHO

 

CHRISTIAN ANDRIANARISOA. Lasa omaly Alatsinainy 16 Oktobra 2023 i Rakrisy zandry mpanao gazety tsy dia nisy mpahalala satria olo-tsotra izy kanefa nanana fahaizana manokana eo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety