COMMUNIQUE
L'Association des Journalistes de l’Environnement (AJE) a tenu, le mardi 20 août 2013, sa deuxième Assemblée générale au siège de l'Office National pour l'Environnement (ONE), à Antaninarenina. Les membres présents ont précédé à l'élection des nouveaux membres du bureau qui travailleront pour un mandat de deux ans.
Ce bureau se compose de :
Président : Njaka Andriatefiarinesy
Vice-président : Valohery Dominique Rakotobe
Trésorier : Navalona Ravalomanana
Secrétaire : Farah Randrianasolo
Conseillers :
Matthieu Ramasiarisolo
Felanarivony Lalatiana
Fanjanarivo Symonette
Harimalala Cyrille
Monica Rasoloarison
Teholy Martin
FANAMBARANA
Nanatanteraka ny fivoriam-be faharoa ny Association des Journalistes de l’Environnement (AJE), ny talata 20 aogositra 2013. Natao tao amin'ny efitrano fivorian'ny Ofisim-pirenena momba ny tontolo iainana (ONE), etsy Antaninarenina izany fivoriana izany. Nisy ny fifidianana ireo mpikambana mandrafitra ny birao vaovao izay hiasa mandritra ny roa taona.
Ireto avy ireo olona voafidy tamin' izany:
Filoha : Andriatefiarinesy Njaka
Filoha mpanampy : Rakotobe Valohery Dominique
Mpitahiry vola : Ravalomanana Navalona
Mpitantsoratra : Randrianasolo Farah
Mpanolon-tsaina :
Ramasiarisolo Matthieu
Felanarivony Lalatiana
Fanjanarivo Symonette
Harimalala Cyrille
Rasoloarison Monica
Teholy Martin