]
Les quotidiens du 09 Apr 2025
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Madagasikara. Feno 10 Taona ny ZANTA Antanala

Madagasikara. Feno 10 Taona ny ZANTA Antanala

Jean Brunel Razafintsiandraofa

CEFOM Maibahoaka Ivato Notanterahina, Sabotsy 25 aprily 2015. Na tamin’ny volana May 2005 aza no nitsanganan’ny Fikambanan’ny Zanaka Antanala na ZANTA dia io andro io no nosafidianan’ny mpikambana natao ho fifampiarahabana nahatratra ny taom-baovao sy nanokafana ny fankalazana izany 10 taona izany.

Hoy indrindra Andriamatoa Jean Brunel Razafintsiandraofa, Filohan’ny fikambanana ZANTA, ary koa Solombavambahoakan’I Madagasikara voafidy tao Ikongo: « Fifampitsinjovana ny mpikambana sy fitondrana ny anjara biriky ho fampandrosoana ny faritra no tena tanjon’ny fikambanana ».

Ireto ary ny vidéos sy sary mirakitra izany fanokafana izany fankalazana ny faha-10 taonan’ny ZANTA izany, ho an’ny taranaka fara aman-dimby.

Jeannot Ramambazafy sy Harilala Randrianarison

**********************

Mis Ă  jour ( Mardi, 05 Mai 2015 08:00 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Wednesday Morning Group Madagascar. Et de 7 pour le Salon du Chocolat et de la Gourmandise, le 12 avril 2025 au Carlton Anosy

 

Président Andry Rajoelina. Islam : discours de fin du Ramadan 2025 à Madagascar

 

Colonel Charles Andrianasoavina. Parcours d'un... combattu,. Dernier livre historique de Jeannot Ramambazafy sur AMAZON

 

CHAN 2025. Tafiakatra amin'ny dingana famaranana ny Barea tarihin'ny Kapiteny NINA

 

ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel